43% ny tahan’ny fampiasana fandrindram-piterahana tsy tapaka eto amintsika, araka ny fanadihadiana ny taona 2021. Nisy ny ezaka fa tsy mbola tratra ny tanjona satria ny 30% amin’ny zatovovavy 15-19 taona no efa miteraka avokoa ka lasa vesatra ho an’ny fianakaviana sy ny firenena fotsiny. Latsaky ny 15 taona ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fetim-pirenena Frantsay : olom-panjakana maro niatrika ny lanonana
Tontosa omaly, teny amin’ ny « Residence de France » Ivandry, ny lanonana fankalazana ny fetim-pirenena frantsay, ho an’ny teto Madagasikara. Olom-panjakana sy olo-manankaja maro eto amin’ny firenena no tonga niatrika ny lanonana. Anisan’izany ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta teo aloha sy ireo masoivohon’ny firenena maro samihafa. Anisan’ny firenena manana ny maha […]
FANTINA sy FINTINA
Filoha lefitra fahafito eo anivon’ny Antenimierampirenena natolotry ny Firaisankina, ny depioten’i Toliary I, Randrianasoloniaiko Siteny. Avy amin’ny Irmar kosa ny kestora I, ny depioten’i Lalangina, Rivotiana Richard Jean Bosco sy ny kestora II, Andrianasolo Nadine, avy any Manakara. Tsy miankina ny kestora III, Vololomboahangy Tsiriniaina, Amparafaravola. Nofidin’ireo depiote ho mpampakateny […]
Masinina haingam-pandeha
Miridana tsy misy ohatran’izany ny raharaham-pirenena. Milomay mafy ny fametrahana ny olona hibaiko sy hitondra firenena. Poa toy izay, voarafitra ny birao maharitra ao Tsimbazaza. Tsy niandry ela ny fanendrena izay ho Praiminisitra. Ary anatin’ny fotoana fohy dia hiseho masoandro ny mpikambana anaty governemanta. Misy dikany politika goavana izany […]
Fanohizana ny asa vita : mbola praiminisitra i Ntsay Christian
Mbola notendren’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, ho praiminisitra, i Ntsay Christian. Nambarany fa hotohizana ny dingana vita sady nahafeno ny masontsivana napetraka ity lehiben’ny governemanta ity. Nambaran’ny filoha, Rajoelina Andry, teny Iavoloha, tamin’ny nandraisany ireo depiote maro anisa nanolotra ny anarana praiminisitra fa hanamafy ny hafainganam-pandeha isika izao. Mifanaraka amin’izany […]




