Miompana amin’ny fanadihadiana ara-tsiantifika ny hazo sarobidy ny tetikasa “G3D”. Manaitra ny tomponandraikitra ny mpanatanteraka azy fa tokony hisy ny lalàna sy fepetra mandrindra ny fitantanana azy ireo. Tsy hita afa-tsy eto Madagasikara ny 30% ny voamboana sy ny andramena (Dalbergia) sy ny 36% ny volombodipona (Diospyros). Tandindomin-doza ny 82% […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
Natomboka tamin’ity herinandro ity ny fivoriana hananganana ny politika nasionaly mahomby mamaritra sy mampandray anjara ireo mpiantsehatra amin’ny fampiatiana sy fampizakan-tenan’ny olona manana fahasembanana. Mila mahomby sy mitondra fanovana anaty fampanjakana ny zon’olombelona izany. Mpianatra avy amin’ny oniversite sy Lycée maro izay mivondrona ao anatin’ny tambajotran’ny tanora miaro ny fahitsiana […]
“Masoivoho indray andro” : 18 ireo tovovavy voasafidy
Nanomboka tamin’ity herinandro ity ny fanofanana momba ny fahaiza-mitarika ho an’ireo tovovavy 18 voasafidy ho “Masoivoho mandritra ny iray andro” nokarakarain’ny Unicef sy ny masoivoho vahiny maromaro miasa eto amintsika. Omaly, tovovavy enina amin’ireo 18 no niaraka amin’ ny masoivoho vahiny iray avy nijery sy niaina ny tontolo andron’ny masoivoho. […]
Fialantsasatra : manome fiofanana niomerika ny “Holi’Dev”
Nampahafantarina, afakomaly, tetsy Ambatonakanga, ny fandaharanasa vaovao “Holi’Dev”. Tetikasa hiarahan’ny Telma Madagascar sy ny Maison du numérique ary ny Coder Dojo miasa. Fandaharanasa hampiofanana maimaimpoana ireo ankizy malagasy mahakasika ny tontolon’ny niomerika izy io. Atao etsy amin’ny Maison du numerique Ambatonakanga, mandritra izao fotoam-pialantsasatra izao, manomboka ny volana jolay hatramin’ny […]
Mbola tompondaka Rajoelina Andry : “Laharam-pahamehana ho an’ny fanjakana ny fandrindram-piterahana”
“Misy ny ezaka vita eo amin’ny fananahana ara-pahasalamana maneran-tany sy teto amin’ny ranomasina Indianina”, hoy ny tatitry ny UNFPA. Ilaina ny mampitombo ny vola hikarakarana ny fahasalaman’ny tanora ka iantsoana ny mpiray ombon’antoka. “Eto Madagasikara, 30% amin’ny tovovavy 15-19 taona efa nitondra vohoka sy niteraka avokoa ary ny vehivavy iray […]




