Auteur/autrice : Adnews

Tantara amin’ny Radio: Tsy omen-kasina ny mpilalao sy ny mpanoratra

Tao anatin’ny folo taona, nanomboka niverina indray ny fitiavan’ny Malagasy mihaino tantara mandeha amin’ny Radio. Nitarika firoboroboana teo amin’ity tontolo ity izany. Saika mandefa tantara ny ankamaroany mba hoenti-misarika ny mpihaino… Fandaharana anisan’ny maro mpihaino ao amin’ny Radio ny tantara. Olombelona maro, andraikitra samihafa no mifameno vao afaka henoina ny […]

CFFA : nanangana sekoly ara-panatanjahantena

Nosokafana tamin’ny fom­ba ofisialy ny alarobia lasa teo, teny Iavoloha, ny Ivontoeran’ ny baolina kitra ho an’ny klioba CFFA Andoharanofotsy. Ton­ga nanokatra izany teny an-toerana ny ben’ny Tanàn’ Ando­­ha­ra­no­fotsy, Rakotoari­manana Henintsoa na i Tôta. Nam­ba­ran’ny tomponandraikitra fa antony iray nanokafana ity ivontoeram-piofanana ity ny anaran’ny klioba, izay efa hoe “Centre […]

Taekwondo – Kukkiwon : natomboka tamin’ny fampiofanana mpitsara

Taorian’ny teto an-drenivohitra. Nisitraka ny fiofanana amin’ny taranja Taekwondo indray ny faritr’i Fianarantsoa, omaly. Hatao ny alahady ho avy izao kosa ny fanadinana fampiakarana ambaratonga federaly sy Kukkiwon. Notanterahina omaly, ta­ny Fianarantsoa, ny fam­­piofanana ny mpitsara ho an’ny taranja Taekwondo. Hetsika izay karakarain’ny tale teknika nasionaly (DTN), Fe­de­ra­siona malagasin’ny Taek­won­do […]

Baolina kitra afrikanina ; disciples vs Orlando Pirates ary ny Elgeco Plus vs Lunda Sul

Notanterahina tany Le Caire renivohitr’i Egypte, omaly, ny antsapaka eo amin’ireo fifaninanana afrikanina, taranja baolina kitra. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany ny ekipa malagasy. Ho an’ny fiadiana ny ho tompondaka, ry zareo Orlando Pirates avy atsy Afrika Atsimo no miandry ny Disciples FC. Ekipa andrarezina aty Afrika ity ekipa ity ary […]