Hotanterahina ny sabotsy ho avy izao, etsy Mahamasina ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ny fanatanjahantena ho an’ny fampivoarana sy ny fandriampahalemana. Hisy hazakazaka iarahan’ny rehetra mihodina ny kianja, arahin’ny fiarahana manao Zumba. Ankoatra izay, eo koa ireo fifaninanana isan-tokony, ao anatin’ny firahalahiana. Hatao ny 15 ka hatramin’ny 18 jolay ho […]
Auteur/autrice : Adnews
Barea de Madagascar : hohatevenina mpilalao 4
Nambaran’Andriamanampisoa Alfred, filohan’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra, teny Tsimbazaza ny talata lasa teo, fa ho hatevenina mpilalao efatra ny Barea de Madagascar, mialoha ny hiatrehana ny andro voalohany amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Can 2025”. Anisan’ ireo efa mifampiresaka tsy tapaka amin’ity mpitantana ny baolina kitra malagasy ity, i Francis […]
Rugby vehivavy – «Mondial D3»: hifanandrina amin’ny Samoa ny Makis Ladies
Ao amin’ny sokajy “B” ny Makis Ladies amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja rugby lalaovina olona 15. Na izany aza, hidona amin’ireo ekipa ao amin’ny sokajy “A” izy ireo, araka ny fandaharam-potoana navoakan’ny International Rugby Board (IRB). Hotanterahina any Dubai, manomboka ny 27 septambra ka hatramin’ny 12 oktobra ho […]
Depiote Maminirina Jolce Emilien : “Apetraka ny lamina anatiny alohan’ny fifidianana birao maharitra”
Vaovao avokoa ny ankamaroan’ny solombavambahoaka voafidy eo anivon’ny Antenimierampirenena, hitondra mandritra ny dimy taona manaraka. Nitombo 163 ny isan’izy ireo manerana an’i Madagasikara. Nivory nametraka ny lamina sy ny fitsipika anatiny mifehy ny Antenimierampirenena izy ireo. «Rariny ny ametrahana io fitsipika mifehy ny ao anatiny io alohan’ny fifidiana ireo birao […]
INDRAY MIJERY
Hozaraina anio eny Anosy ny valin’ny fanadihadiana nataon’ny UNFPA momba ny mponina maneran-tany. Hisongadina manokana ny tatitra momba ny mponina aty amin’ny ranomasina indianina ahitana an’i Madagasikara. “Atsahatra ny tsy fitoviana misy amin’ny fananahana ara-pahasalamana sy ny zo mifandraika amin’izay”, io no lohahevitra noraisina. Nifanakalo traikefa sy niady hevitra mikasika […]




