Homarihina an-tsehatra ny tsingerin-taonan’i Nini Kiaka. Afakomaly ilay tena andro lehibe, saingy hanaovany fety miaraka amin’ireo mpankafy izany, ny alahady 14 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, etsy amin’ny Karibotel Analakely. Hanampy azy an-tsehatra mandritra izany ireo mpitendry sy mpihira naman’i Nini. Tanterahina anio, eny amin’ny AFT Andavamamba, ao […]
Auteur/autrice : Adnews
Hiverina an-doharano : ny tora-po no betsaka
Izao vanim-potoana izao no manesika sy manosika mafy ny hetaheta hiverina eny an-doharano sy ny fikarohana ny fototra, raha ny nambaran’ny mpikaroka maro. Ny vanim-potoana antsoina hoe « ère de verseau » no mahatonga izany, raha ny fanazavan’izy ireo hatrany. Ho an’ny Malagasy, ny tora-po no betsaka. Tafajanona hatreo amin’ny endrika ivelany […]
Wawa sy Fandrama: ho tafaraka ny “salegy gôma” sy ny “salegy rômbotro”
Oviana no nisy ny fiarahana an-tsehatra teo amin’ireo kalazan’ny salegy ireto? Vaovao mahafaly ny mpankafy an’i Wawa sy i Fandrama, indrindra ny mponin’i Nosy Be aloha izany. Samy nasandratry ny “Festival Donia”. Sakamalaho sy havozo, ka samy manana ny hanitra ho azy raha i Wawa sy i Fandrama. Mpanakanto zanak’i […]
VAOVAO TAMBATRA
Tokony tsy hihoatra ny 3 500 Ar, ny kilaon’ny lafarinina araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny minisiteran’ny Varotra. Misy ny manararotra satria be loatra ny elanelan’ny vidin’ny vokarina eto an-toerana, 175 000 Ar ny iray gony 50 kilao, nefa amidy 200 000 Ar ny lafarinina avy any ivelany. Tambazotra herinaratra mampitohy […]
Jirama : hanangana toby famatsian-drano vaovao
Nanazava ny drafi-panarenan’ny Jirama ny tale jeneraly (DG), Ron Weis, omaly. Niaiky ny tenany, fa maro ny olana sedrain’ny orinasa satria efa tena antitra, 118 taona, ny fitaovana. Misy koa ny efa mihoatra ny 60 taona. « Efa nahavita fanarenana maromaro ny Jirama nanomboka izay 2 volana nitantanako ny Jirama izay, […]




