Hanomboka anio ny fivoriana manokana iarahan’ny solombavambahoaka vaovao rehetra eny Tsimbazaza. Manimanitra olom-baovao ny eny an-dapa na dia ho maro anisa aza ny tonta navadibadika. Iaraha-mahalala rahateo ny fifandanjan-kery vaovao taorian’ny fifidianana. Mifanentanentana eo ny mpanohana fitondrana sy ny mpanohitra miampy ny tsy miankina. Tsy afaka mbola mitompo teny […]
Auteur/autrice : Adnews
Depiote Razafimanantsoa Hanitra: « Tsy afaka manolotra praiminisitra ny tsy miankina »
Nitondra fanazavana momba ny fanolorana ny anarana ho praiminisitra ny depioten’ny Firaisankina, ny Me Razafimanantsoa Hanitra. Nambarany fa mazava ny voalazan’ny lalàna momba izany. «Tsy afaka manolotra anarana ho praiministra lehiben’ny governemanta ireo solombavambahoaka tsy miankina na nanao fanambarana fa manohana sy miaraka amin’ny fitondrana aza », hoy ny depioten’ ny […]
TSELATRA
Naratra mafy notafihin’ny jiolahy ny teratany frantsay sy ny vadiny tao Antseranampasika Salazamay Toamasina, afakomaly. Izy mivady irery no ao an-trano fa tsy misy mpiambina ny tanànan’izy ireo. Notsatohan’ireo jiolahy ny antsy ny sandrin’ilay vazaha. Lasan’ireo mpanafika ny finday avo lenta, ordinatera, vola 5 hetsy Ar ary karatra fampiasa amin’ny banky. […]
Nikasa hisasa tongotra: lehilahy hita faty tao amin’ny ranon’Ikopa
Lehilahy manodidina ny 32 taona maty an-drano teo amin’ny ranon’Ikopa, teo Tanjombato, omaly. Araka ny angom-baovao, nanasa tongotra teo amoron-drano io lehilahy io, ny tolakandron’ny alahady 7 jolay teo. Lasan’ny rano tampoka anefa izy ka nikoropaka nitazana ny mponina manodidina. Niandry azy hivoaka ireo mpanasa lamba teo akaiky saingy vao […]




