Tontosa omaly, teny Antsahamanitra, ny fampisehoana niarahana tamin’ny tarika Ny Ainga. Niezaka nampiseho ny naha izy azy ihany izy ireo na dia teo aza ny fahalasanana sy ny fiovan’ny mpikambana sasany eo anivon’ny tarika. Nandritra izany fampisehoana izany no nahitana ireo feo vaovao mikalo ny hira nahafantarana ny tarika Ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Kianja Barea : Matihanina sy avo lenta ny seho natolotry ny tarika ‘Zay
«Samy te». Io no lohatenin’ny fampisehoana nataon’ny tarika ‘Zay. Tetikasa izay anisan’ireo mbola novolavolain’i Nary, araka ny nambaran’ny mpitondra tenin’ny tarika. Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny «Samy te». Fampisehoana niarahana tamin’ny tarika ‘Zay, anisan’ny nentina nanamarihina ny faha-28 taon’ny tarika. Seho niavaka sy matihanina […]
FANTINA sy FINTINA
«Firaisamben’ny mpanohitra ho an’ny firenena izao mitsangana izao mba hiray hevitra fa an’ny Malagasy i Madagasikara», hoy ny avy amin’ny HVM, Rakotovao Rivo, nanatrika ny faha-22 taon’ny Tim teny Tanjombato, ny sabotsy teo. Nambaran’ny mpanorina ny Tim kosa fa nandray baiko avy amin’ny mpitondra ny HCC. «Tsy nitsara araka ny […]
KMF/Cnoe: “Mila havoaka mialoha ny didim-panjakana momba ny fifidianana”
“Hisian’ny fitoviana amin’ ireo kandidà rehetra handray anjara amin’ny fifidianana, ampirisihina ny governemanta hamoaka mialoha ireo didim-panjakana rehetra ilaina amin’ izay fifidianana izay”. Io ny fanehoan-kevitry ny filoha lefitry ny KMF/Cnoe Fanabeazana olom-pirenena, i Tolojanahary Arcelio Avosoa, ny amin’ny fiatrehana fifidianana kaominaly. Hisian’ny fampitoviana ny kandidà izay, ary manampy ny […]
Fiainam-bahoaka amin’izay…
Mirongatra ny hala-boty any ambanivohitra tato ho ato; an-drenivohitra, tsy mety ho fongotra ny harom-paosy sy fanendahana. Zavatra na vola tsy inona akory amin’izany, mety hitondrana faharatrana sy hamoizana aina. Fahantrana no antony fototra. Miara-dalana amin’izany ny tsy fisian’asa, ny fidangan’ny vidim-piainana, ny tsy fahitana mazava izay atao… Mahantra […]




