“Tsy nisafidy ny ho mpanohitra izahay, ary tsy nirotsaka koa tamin’ny Irmar izay nanana ny kandidàny”, hoy ny fanehoan-kevitry ny depiote tsy miankina voafidy tany Vohipeno, faritra Fitovinany, Razafitsiala Velomanana Solomampionona, ny amin’izay toeran-dry zareo eny anivon’ny Antenimierampirenena. Ao anatin’izay hoe tsy miankina izay no miasa, fa afa-miara-miasa tsara amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Antenimierampirenena : firaisankina ny filoha lefitra fahafito
“Raha ny lalàna, manery ny eto anivon’ny Antenimierampirenena fa tsy maintsy omena ny mpanohitra izay filoha lefitra fahafito izay”. Io ny fanazavan’ny filohan’ny Antenimierampirenena mpisolo toerana, Rabenirina Jean-Jacques, teny Tsimbazaza, omaly, momba ny toeran’ny mpanohitra eny Tsimbazaza. Filoha lefitra iray isaky ny faritany, ary ho an’ny mpanohitra ny filoha lefitra […]
Maka Alphonse : “Mila firaisankina isika amin’izao misy ny firenentsika izao”
Aorian’ny fifidianana izao… Tsy misy ny krizy politika, novoizina sy nitaizan’ny mpanao politika sasany ny vahoaka hatramin’izay: krizy aorian’ny fifidianana. Ahoana koa ny manaraka? Maneho ny fijeriny ny filohan’ny Conseil du fampihavanana malagasy (CFM) teo aloha, i Maka Alphonse. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Inona no hatao hampaharitra ny fitoniana amin’izao […]
SOMBIM-BAOVAO
Hitohy ny alahady 7 jolay ho avy izao, eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny andro faharoa hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, «Top 20», taranja rugby, sokajy Elite 2. Hifandona amin’izany ny CEA sy ny FBM Itaosy ary ny JSTA Ambondrona sy ny FTAT Anosibe. Rosa hifampitana amin’ny XV Family ary […]
Baolina kitra – Copa America: hidona amin’i Bresil sy i Uruguay
Tapitra omaly ny fifanintsanana isam-bondrona eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny kaontinantan’i Amerika, taranja baolina kitra, “Copa America”. Fihaonana tanterahina any Etazonia. Efa fantatra avokoa, araka izany, ireo ekipa 8 tafita hiatrika ny dingana ampahefa-dalana. Nahazo ny tapakila farany, ny seleçaon’i Bresil sy i Colombie, ho an’ny vondrona “D”. Anisan’ny […]




