Auteur/autrice : Adnews

Lalam-pirenena faha-32 A: maty voatifitra i Ndrepeno, mpanakan-dalana

Lavon’ny balan’ny zandary nanao fisafoana tampoka ny jiolahy raindahiny amin’ny fanakanan-dalana tao amin’ny lalam-pirenena faha-32 A, mampitohy an’i Vohitraivo, kaominina Vohimena, sy ny renivohitry ny distrikan’Andi­lamena, afakomaly. Nitran­gana fanafihana teny amin’io lalana io, tamin’ny 29 jona teo, tamin’ny 3 ora maraina. Fiara taksibrosy mampitohy an’An­ta­nanarivo sy Andilamena no lasibatra. Tsy […]

Mangarano-Toamasina : trano efitra roa kilan’ny afo

Hotohoton’ny afo ny trano misy efitra roa tao amin’ny fokontany Mangarano I11/46, kaominina Toamasina, afakomaly alina. Nidona-tsetroka tampoka tao amin’io trano lasibatra io tamin’ny 8 ora alina. Nikoropaka niantso vonjy ny tompon-trano lasibatra. Niezaka hamoaka ny entana tao anatin’ny trano izy ireo saingy nihombo tao anatin’ny minitra vitsy ny afo. […]

Hosoka tamin’ny BEPC: mpianatra 18 mianadahy naato!

Tsy afaka manohy intsony ny fanadinana BEPC ny mpianatra 18 mianadahy. Tra-tehaka teo am-pandikana ny valin’ny laza adina matematika izy ireo, omaly. Mpampianatra iray nosamborina. Noraisim-potsiny! mpampianatra iray amin’ny sekoly tsy miankina ao amin’ny faritra Sofia no voasambotra, omaly. Tra-tehaky ny polisy teo am-pizarana valina laza adina matematika tamina mpiadina […]