Auteur/autrice : Adnews

VAOVAO TAMBATRA

Hiara-hiasa amina orinasa malagasy ny Global Li-Ion Graphite Corp hijery ireo tahirina Uranium eto Madagasikara. Kendrena ao anatin’ny fifanaraham-piaraha-miasa ny hanombanana ny tetikasa izay miampita amin’ny fampiasana ny angovo maitso. Ankilany, efa vonona hitrandraka ny Graphite ao Amba­to­haranana ny orinasa. Hisokatra tanteraka manomboka rahampitso ny lalam-pirenena fahenina (RN6), taorian’ny fahatapahana […]

INDRAY MIJERY

Misy fiakarana kely ny maripana ambony indrindra fa ny maripana ambany indrindra dia tsy hisy fiovana fa mbola hangatsiaka hatrany. Eto Antananarivo 6°C – 22°C ny maripana raha hidina hatramin’ny 2°C ny ambany indrindra any Antsirabe. Momba ny toetry ny andro, ny tolakandro, handrahona mitsitokotoko any Am­ba­tosoa sy Analanjirofo. Hibaliaka […]

“Tsenaben’ny tanora”: hahafahan’ny tanora mitady lalam-barotra

Hotanterahina ny 5 sy 6 jolay izao, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny andiany voalohany amin’ny hetsika « Tsenaben’ny tanora ». Foara karakarain’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, hahafahan’ny tanora mitady lalam-barotra. Maro, araka ny nambaran’ny minisitra Ramonjavelo Valéry, ny fampiofanana nomena ireo Mala­gasy, tanora, manerana ny Nosy, ka fotoana izao hampisehoan’izy […]