Auteur/autrice : Adnews

Basket – “Bal Elites 16”: ekipa henjana ireo miandry ny Cospn atsy Afrika Atsimo

Tokony hanainga, anio, raha tsy misy ny fiovana ka hihazo an’i Cape Town Afrika Atsimo ny ekipan’ny Cospn, hiatrika ny fifaninanana BAL (Basket ball Africa League) Elites 16.  Fifaninanana hatao 22 hatramin’ny 27 novambra izao izany, hiatrehana ny dingana faharoa amin’ny fifanintsanana ahazoana ny tapakilan’ny BAL 2022. Tsiahivina fa henjana […]

Kitra – Orange Pro League 2023: nanolotra baolina 175 ny fiadidiana ny Repoblika

Hanomboka amin’ity faran’ny herinandro ity ny fifaninanam-pirenena hiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara “Orange Pro League 2022-2023”, taranja baolina kitra. Nangataka birao hiasany ny Club de football elite de Madagascar (CFEM). Hotanterahina manomboka anio asabotsy 19 novambra ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra Orange Pro […]

“Volana iray, mpanoratra iray”: hampahafantarina i Tiavina sy ny asa sorany

Randriatoandro Sylvia, na Tiavina. Izy indray no nosafidian’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina hampahafantarina mandritra ny hetsika “Volana iray, mpanoratra iray”. Mpanoratra nanomboka ny taona 1997, poeta mpikambana ao amin’ny Faribolana Sandratra nanomboka ny taona 20023 ary mpilalao tantara amin’ny onjampeo sady mpikambana ao amin’ny Vondrona Mpiangaly Tantara i Tiavina. […]

« Festival du rire Jokôsô »: maro ny liana tamin’ny atrikasa hatsikana

Manomboka tafiditra tsikelikely ao an-tsain’ny mpankafy hatsikana malagasy ny “Stand up”. Mbola maro anefa ny ezaka miandry ny tomponandraikitra amin’ny fampivoarana ity karazana hatsikana ity. Atrikasa ho an’nyhatsikananiarahanatamin’ny “Gasy Stand Uppers” no nanohizanany “Festival de rireJokôsô”andianyfaharoa. Tenyamin’nyIvontoeran’nyKolotsaina Malagasy (IKM) Antsahavola no nanatanterahanaizany,nymarainan’nyzoma18 novambra 2022. Nisongadinatamin’izanynyfampianaranahatsikanasyfampahafantaranany “Stand up”. Ny “Stand up”izaykarazanahatsikanaataon’olon-tokana, […]