Nihazona basy tsy ara-dalàna, roa lahy nosamborin’ny polisy tao Ambohipeno Arivonimamo, ny 25 avrily teo. Nanao fisavana teny amin’ny Barrage securité, PK 48, ny mpitandro filaminana. Nosavain’izy ireo, tamin’io fotoana io, ireo roa lahy nandeha moto izay tsy nisy takelaby misy laharana “Plaque d’immatriculation”. Nahitana fitaovam-piadiana iray, niampy bala sy […]
Auteur/autrice : Adnews
Hasarotam-piaro: karohina ilay lehilahy nanondraka asidra
Hifampitadiavan’ny mpitandro filaminana amin’izao fotoana, ny lehilahy iray nanondraka asidra ny vadiny tao Tsiroanomandidy. Tsy an’asa io lehilahy io raha toa ka miasa ao amin’ny fitsarana ao an-toerana ilay ramatoa. Nangataka hanao taratasy fisarahana anefa ramatoa rehefa nahita ny fitondran-tena tsy mendrika an’ilay rangahy. Nampiakariny tany amin’ny fitsarana ny raharaha […]
Mitsindroka vary lo: noravana tamin’ny tifi-danitra
Mafy ny ady! Tsy manaiky ny nandorana sy nandevenana ny vary lo ny mponina ao Toamasina ka mikiry ny mamongatra izany. Voatery noravana tamin’ny tifi-danitra izy ireo. Niafara tamin’ny tifi-danitra ny fandravan’ny mpitandro filaminana ireo andian’olona marobe nirohotra, nangady vary simba efa nodorana tao Antanandava Toamasina, ny zoma alina teo. […]
29 avrily 2024
Plan régional de développement: Itasy trace son avenir
Faire de l’Itasy une région garante de l’avenir de sa population d’ici 2032. Telle est la vision stratégique du Plan régional de développement (PRD) remis officiellement aux partenaires locaux, représentants du gouvernement, médias et de la population, à l’hôtel Carlton vendredi. Itasy est la première région à se doter d’un […]




