Efa eny an-tanànan’ireo depiote ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibola, taona 2023. Hita taratra amin’izany ny fironana amin’ny Paikady enti-mampandroso (PEM). Misongadina ny fijerena ny sosialim-bahoaka sy ny fanomezana asa ary koa ny fanorenana. Eo koa anefa ny toekarena sy ny tontolo iainana. Niakatra kely ny tetibola ho an’ireo minisitera sy […]
Auteur/autrice : Adnews
10 taona ny tambajotra Irenala: nanohana ny fametrahana ny rafi-pampianarana LMD
Rehefa nivadika tamin’ny fampiharana ny rafi-pampianarana Licence-Master-Doctorat (LMD) ny fampianarana ambony teto amintsika, fitaovana iray tena nilaina ny fikirakirana ny nomerika. Napetraka ny taona 2012 ny Irenala, izay tambajotra anatiny mampifandray ny toeram-pampianarana ambony sy ny toeram-pikarohana sasany tantanin’ny fanjakana ahitana ny oniversite enina sy ny sekoly ambony telo IST […]
Minisiteran’ny Mponina: nahazo fanampiana ireo traboina
Nidina ifotony avy hatrany ny eo anivon’ny minisiteran’ny Mponina, taorian’ny tranga niseho tany Farafangana tamin’ny fahamaizan’ny trano miisa 300 mahery. Tonga nanolotra sy nitondra fanampiana ho an’ireo traboina miisa 1 464 ny eo anivon’ny fitondram-panjakana, amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Mponina sy ireo mpiara-miasa aminy. Ahitana vary fotsy 10 kg miampy ireo […]
Faritra Atsimo Andrefana: olona noana 17 493 hisitraka ny “Toseke Vonje Aigne”
Nosantarina teto amin’ny distrikan’Ampanihy, faritra Atsimo Andrefana, omaly, ny fizarana ny vola hanampiana ireo olona latsaka lalina anaty fahantrana sy ny mosary vokatry ny haintany aty atsimo. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa Haratonaina fiahiana mpiara-belona (FSS) fiahiana ara tsosialy vokatry ny loza sy ny tandindondoza 9.487 ireo nisitraka izany eto Ampanihy. […]
Vokatry ny toetry ny andro…: mamely ny gripa, misafidy ny toeram-pitsaboana tsy miankina ny marary
Toetr’andro anisan’ny mahatonga aretina maro izao andro iainantsika izao. Ny sohika, olana ara-pisefoana, fahatapahana na fahatsentsenan’ny lalandra any amin’ny loha, gripa ary eo koa ny Covid-19 izay mbola eny amin’ny toerana rehetra eny. Ny soratr’aretina gripa no tena mahazo vahana indrindra, raha ny fanadihadiana natao teny anivon’ny hopitaly miankina sy […]