Hitodika eny Anosizato Atsinanana indray ny mason’ireo mpankafy rugby, ny alahady ho avy izao. Ho fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny kianja Surprise Anosizato Atsinanana, hisy ny lalao fihantsiana telo, amin’io alahady io, amin’ny 3 ora tolakandro. Hanokatra ny fotoana ny lalao ho an’ny diviziona faharoa izay hifanandrinan’ny FTMA (Anosizato) sy […]
Auteur/autrice : Adnews
Rugby – Lalao fihantsiana: hanafika ny Makis de Madagascar i La Réunion
Hiseho sehatra indray ny Makis de Madagascar lehilahy, rehefa tsy tazana nandritra ny fotoana maro. Hiatrika lalao fihantsiana ry zalahy amin’izany. Hanafika ny Makis ry zareo avy atsy La Réunion. Nangataka hanatanteraka lalao fihantsiana amin’ny Makis de Madagascar ny ekipan’i La Réunion, sokajy lehilahy “sénior”. Neken’ny mpanazatra sy ny tomponandraikitra […]
Fiantsonana eto an-drenivohitra : manana 15 andro ireo tsy nanara-dalàna hanefana sazy
Mangarahara ary tsy hanavahana na iza na iza ny fampiharana ny lalàna amin’ny fiantsonana tsy manara-dalàna eto Antananarivo Renivohitra. Ireo sisin’arabe ahitana soritra nataon’ny orinasa SMGD dia handoavan’ny fiara miantsona eo, tapakila 500 ariary isaky ny ora iray. Ny tsy fandoavana ny tapakila alaina amin’ny fitaovanaa manokana dia midika ho […]
Roa taona taorian’ny Covid : tonga indray ny mpilatsaka an-tsitrapo
Andro manan-tantara ho an’ny Peace Corps Madagascar ny andro anio. Faly izahay manavao indray ny fiaraha- miasanay amin’ireo fiarahamonina eny ifotony hiasan’ireo mpilatsaka an-tsitrapo Amerikana ”, hoy ny talen’ny Peace Corps Madagascar, Brett Coleman, raha nanamarika ny fiverenan’ireo tanora amerikana mpanao asa soa eto amintsika indray. Mpilatsaka an-tsitrapo 19 avy […]
Faha-15 taonan’nyUprim: ray mpiahynyfankalazananyben’nyTanànan’Antananarivo
Feno 15 taonanynijoroan’nyUniversité Privé de Madagascar (Uprim). Nosafidin’ityoniversitetsymiankinaity ho ray mpiahyizaofankalazanaizaonyben’nyTanànan’AntananarivoRenivohitra, AndriantsitohainaNaina. Nandritranyfihaonan’nyroatonta, nanaovalandresakahoan’ireompianatraizy, omalyalarobia 16 novambra 2022, tenyamin’nyfoibetoeran’nyUprim. Nandritraiofotoanaio, nisynyfizaranatraikefanataon’AndriamatoaAndriantsitohainaNaina,nandravahananyfihaonana. Teoihanykoanyfanazavanamahakasikanylalam-piofanananarahiny, nialohanynahaben’nyTanànaazysynyfombafitondranynytanànan’AntananarivoRenivohitra.Ankoatraizay, isan’nynovelabelarinaihanykoanymombanyfako, nyhetraarynyfifamoivoizana. NahalianaireompianatrynyUprimizanyfamelabelarananataon’Andriamatoaben’nyTanànan’Antananarivoizany. Lin (Mpianatraasa)