Natolotra ny fampanoavana omaly ka naiditra vonjimaika any am-ponja ao amin’ny fonjan’Antsirabe ny tovolahy iray vao 22 taona, tompon’antoka tamina vonoan’olona feno habibiana tao Ibity. Nahazo fampitam-baovao avy amin’ny ben’ny Tanànan’ny kaominina Ibity ny lehiben’ny zana-tobim-paritra Ibity fa misy olona hita faty ao Mandrava, fokontany Mananjara, Ibity. Nidina ifotony ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Ankizy 16 taona voaolana : voasambotra ilay mpampiasa
Nosamborin’ny zandary ny lehilahy iray nanolana ny mpanampiny izay vao 16 taona, teny Ambohimangakely, ny sabotsy 13 avrily teo. Nahazo taratasy fitoriana avy tamin’ny fianakavian’io ankizivavy lasibatra io ny mpitandro filaminana. Voalaza tao anatin’io fitoriana io fa niharan’ny fanolanana nandritra ny herintaona sy tapany ny ankizivavy iray vao 16 taona. […]
Voalaza ho nananton-tena: fatim-behivavy nahitana dian’antsy sy tsindrona
Nanambara ny mpitsabo fa maty namono tena ny vehivavy iray, hita faty nihantona teny Ambohibao. Nisy dian’antsy teo amin’ny tratrany, misy tsindrona seringue ny tanany. Vehivavy 38 taona hita faty tao an-tranony, tao amin’ny fokontany Antalamohitra, kaominina Antehiroka, distrika Ambohidratrimo, afakomaly. Naharay antso ny zandarimaria ao an-toerana ny maraina tamin’ny […]
16 avrily 2024
Rugby à XV – CAN féminine : les ladies Makis affrontent d’entrée les Kényanes
Les ladies Makis joueront leur match inaugural contre le Kenya, lors de la première journée de la Coupe d’Afrique des Nations (CAN) féminine de rugby à XV. Qualificative pour la Coupe du Monde première et deuxième divisions 2025, cette échéance africaine se jouera du 4 au 12 mai au stade […]




