Auteur/autrice : Adnews

Natory ny mpamily : Taksiborosy nivarina tany anaty hantsana

Maty tsy tra-drano vokatry ny lozam-piarakodia teny amin’ny lalam-pirenena faharoa ny tovovavy iray mpianatr’i Barikadimy Toamasina, ny zoma alina teo. Nandray taksiborosy niainga avy ao Toamasina hihazo an’Antananarivo izy, kanjo izao tra-doza izao. Teo amin’ny 1 km tsy hidirana ny sampanana Andasibe no nitranga ny loza, ny sabotsy maraina tamin’ny […]

Fifidianana depiote : hanambara ireo ho kandidàny ny Irmar

Ho fantatra tsy ho ela ny anaran’ireo ho kandidàn’ny Irmar amin’ny fifidianana solombavambahoaka. Efa namaramparana ny fifantenana ny vovonana. Tsy ho ela intsony. Nam­baran’ny loharanom-baovao iray fa tsy ho dila amin’ity herinandro ity ny hampahafantaran’ny vovonana Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina (Irmar) ireo kandidà ho solombavambahoaka atolotr’izy ireo. Tokony […]