Ratsy ny vokatra ho an’ny taranja iraisana handball sy ny beach soccer, raha ny fifaninanana afrikanina ho an’ny ekipam-pirenena no lazaina, tamin’ity taona 2022 ity. Tsy nahazo fandresena mihitsy ry zalahy, tamin’ireo fihaonana rehetra natrehiny. Mila ezaka ny fiatrehana ny taona vaovao 2023. Lavitra ho an’ny handball malagasy ny Kaontinanta […]
Auteur/autrice : Adnews
Tenisy – «Mada 2022»: nanjakan’Analamanga
Nifarana ny 11 desambra lasa teo, tany amin’ny kianja Acmil Antsirabe, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy, sokajy rehetra. Fihaonana voalohany natao tany amin’ny faritra, ho an’ny federasiona malagasin’ny tenisy (FMT). Raha ny vokatra, mbola nanjakan’ireo mpilalaon’ny ligin’Analamanga avokoa ny ankamaroan’ny sokajy, nifaninanana. Anisan’ny nisongadina, teo amin’ny «1 […]
Seho feno fihetseham-po… Nanjakan’ny firaisankina ny “Noely Fihobiana”
Seho tsy nisy vidim-pidirana, saingy seho tena matihanina. Izay no azo hamaritana ny “Noely Fihobiana”, notontosaina ny zoma tolakandro teo, tetsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena, Mahamasina. Nanjakan’ny firaisankina tanteraka, satria izay tokoa no tanjon’ny Sampana Tanora Kristianina (STK) foibe avy eo anivon’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM), […]
Fiverenana an-tsehatra: vonona amin’ny dingana manaraka i Lalie
Tsy nisy latsaka! Ilay feo miavaka, mbola i Lalie ihany no Lalie. Feno fahatokisan-tena ary mpanakanto tena nanomana no tsikaritr’ireo tsara vintana ka nanatrika ny seho izay nataon’ity mpanakanto ity ny alin’ny zoma teo, tetsy amin’ny Le Galet Manakambahiny. “Tadidinareo ve izany?” hoy ny fanotaniany raha namerina ny “Fo mifampitady”. […]
Fifaninanana hatsaram-bika: voahosotra ho « Miss Analamanga 2023 » i Fitia Sonia
Efa fantatra ny solontenan’ny Faritra Analamanga, mandritra ny fifaninanana “Miss Madagascar”. Fitia Sonia no voahosotra ho “Miss Analamanga”, taorian’ny lanonam-pamaranana ny fifaninanana , ny zoma teo. Tontosa ny alin’ny zoma 23 desambra 2022, teny amin’ny CCI Ivato, ny famaranana ny « Miss Analamanga 2023 ». Niisa 20 ireo tovovavy nifaninana nandritra ny […]