Auteur/autrice : Adnews

Handball-Amboaran’ny Filoha: resin’ny ekipan’ny Ginea ny Akio

Ratsy fanombohana indray ny ekipa malagasy, miatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika any Senegaly, taranja hand Ball. Resin’ny ekipan’ny Ginea, tamin’ny isa 14 no ho 44 ny Akio, tamin’ny fifaninanana fiadiana ny amboaran’ny filoha, andro voalohany. Vokatra azo lazaina ho efa nisy fivoarana raha oharina tamin’ireo lalao telo natrehina tamin’ity […]

Kitra ao Mahajanga: simba tanteraka ny kianja Rabemananjara

Tsy handray lalao amin’ny fifaninanam-pirenena “Orange Pro League”, taranja baolina kitra no tsy hahita fihaonana mandritra ny fotoana maharitra ny vahoakan’i Boeny. Anton’izany, ny fahasimban’ny kianja Rabemananjara.  Marary ny kitra ao amin’ny faritra Boeny amin’izao fotoana izao. Taona vitsivitsy izay, tsy nisy ekipa avy any Mahajanga intsony nahazo ny ho […]

Hetsika Katara: miteraka harena ara-toekarena ny « Mondial »

Hetsika goavana iraisam-pirenena ny lalao fiadiana hon tompondaka eran-tany amin’ny baolina kitra Mondial, toy ny hatao any Qatar, manomboka amin’ny 20 novambra hatramin’ny 18 desambra ho avy izao. Miteraka harena ara- toekarena mivantana sy ankolaka amin’ny lafiny fihariana eto Madagasikara izany. Toy ny hetsika manokana, “Katara , Village du fooball”, […]

Famonoana an’i Henri R.: misy ny tsindry miaro ny voampanga

Hatao, anio 18 novambra 2022, eny amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany any Ambatolampy, sampana heloha bevava, ny raharaham-pitsarana namonoana an-dRatompokolahy Rakotoarisoa Henri. Izy dia filohan’ny Vondrona olona ifotony (VOI) Mialo, fikambanana miaro ny tontolo iainana,  any Ankazondandy Beparasy, kaominina Mangarivotra, distrika Moramanga, faritra Alaotra Mangoro. Nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana […]