Noraisim-potsiny tamin’ny alalan’ny GPS tao anaty moto nangalariny ny lehilahy eny Ambohidepona Tsiadana, omaly. Norobain’ny olon-dratsy tao amin’ny tompony ny moto scooter iray 4 T, ny marainan’ny alatsinainy 12 febroary teo. Nikoropaka nitady io fananany io ny lasibatra sady nampandre ny mpitandro filaminana. Nanao ny paikady rehetra nikarohana ilay moto […]
Auteur/autrice : Adnews
Ambohitrimanjaka ; lehilahy hita faty tapa-doha
Tsy nisy loha intsony ilay lehilahy hita faty tetsy Ambohitrimanjaka, omaly. Novonoina ary natsipy tao anaty rano izy. Lehilahy iray hita faty natsingevan’ny rano tetsy Ikopa tsy lavitra ny tetezana Ambohitrimanjaka, omaly maraina. “Notapahan’olona nesorina hatramin’ny fotony mihitsy ny lohan’io olona io”, hoy ny fanazavan’ny Koamadin’ny sampana mpamonjy voina. Mpanarato […]
15 febroary 2024
Tir en l’air du 15 février 2024
Mondiaux de ping par équipe: une grande première pour Madagascar
Un événement historique pour le tennis de table malgache. Pour la première fois, l’équipe nationale participera aux championnats du monde par équipe, à partir de ce jour jusqu’au 22 février à Busan (Corée du Sud). Les trois représentants de la Grande île sont Antoine Razafinarivo et Fabio Rakotoarimanana qui forment […]




