Auteur/autrice : Adnews
Kitra maneran-tany : nodimandry ny amperora Franz Beckenbauer
Misaona ny tontolon’ny baolina kitra maneran-tany. Nindaosin’ny fahafatesana tany Allemagne, teo amin’ny faha-78 taonany, ilay kintan’ny kitra alemà, i Franz Beckenbauer, ny alatsinainy lasa teo. Ny aretina efa nitaiza azy hatry ny ela no nitarika izao fodiamandriny izao. Tsy tao Allemagne ihany ny nahafantarana azy fa saika nanerana izao tontolo […]
SOMBIM-BAOVAO
Miisa 17 ireo Malagasy voafantina mialoha tamin’ny lalao fifantenana izay natao teny Nanisana, ny alahady 7 janoary lasa teo. Marihina fa hiatrika ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny lalao olympika 2024, izay hatao any Paris, ny volana febroary any Dakar izy ireo. Samy nanaovana fifantenana avokoa ny sokajy lahy sy […]
Coach Rôrô : nanomboka omaly ny fiofanana
Ny alahady lasa teo no nanainga teny Ivato, hihazo an’i Frantsa, Rakotondrabe Romuald Felix na Coach Rôrô, Malagasy mpanazatra ny Barea de Madagascar. Hiatrika fiofanana no anton-dian’ity mpanazatra ity any an-toerana ary efa nanomboka omaly izany. Marihina fa klioba telo no hanaovan’ity Malagasy teknisianina ity fiofanana any an-toerana. Anisan’izany ny […]
Tenisy – “ITF/CAT Southern Africa” : Lavo teo amin’ny manasa-dalana ny Malagasy
Tapitra teo amin’ny manasa-dalana ny dian’ny Malagasy, amin’ny lalao an’olon-droa miaraka, “double”, nandritra ny fifaninanana “ ITF/CAT Southern African Championships 2024”, sokajy junior. Hanomboka anio kosa ny lalao ho an’ireo ekipa. Nihintsana teo amin’ny lalao manasa-dalana, Raharinjanahary Chrystella, vehivavy mpilalao tenisy, omaly. Lavon’ireo vehivavy zimbaboey, i Kuzivaishe Chapepa sy i […]




