Miverina amin’ny laoniny tanteraka ny fifamoivoizana amin’ny lalam- pirenena fahafito (RN7). Miezaka manala ny tany mihotsaka amin’ny zotra an –dalamby ny FCE. Vita tanteraka ny asa fametrahana ny tetezam-by «pont modulaire» vonjimaika any Mahazengy Fianarantsoa, eo amin’ny PK 416+300, afakomaly. Nandritra ny telo andro no nanaovana ny asa, niarahana tamin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
Mampahafantatra ny kaominina Antananarivo Renivohitra fa misokatra ny fandraisana antontan-taratasy fangatahana hanavao ny fahazoan-dalana ho an’ ireo orinasa na olon-tsotra misehatra amin’ny fitaterana entam-barotra na mpianatra na mpiasa…Ao amin’ny varavarana faha-36, ao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely, no hametrahana izany. Nanatanteraka fambolen-kazo tany Ankarana, Ankazobe, ny fianakaviamben’ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny […]
Ambatovy : hanofanana tanora ho «soudeur» matihanina
Fandaharanasa handraisan’olona hiofana arakasa amin’ny lalam-piofanana iray ny “Internship program” atolotry ny orinasa Ambatovy. Tanjona ny famolavolana olona ho tonga teknisianina mahafehy ny fenitra iraisam-pirenena. Natokana ho an’ny mpianatra nahazo diplaoma ny tolotra ka maniry ny ho lasa Soudeur. Telo taona ny faharetan’ny fiofanana ho an’ireo voafidy : fampitana ny […]
Fanadiovana lakandrano : hanaovana asa tanamaro any Morombe
Nanomboka ny alakamisy teo, tao Morombe, ny fanadiovana ny tanàna sy ny lakandrano amin’ny alalan’ny asa tanamaro. Nalana ireo manentsina sy mananosarotra ny fivoahan’ny rano mihandrona noho ny rotsakoram-be. Nahatratra 167mm ny refin’ny orana nirotsaka tao anatin’ny 24 ora. Olona 75 no ahetsika mandritra ny dimy andro hanao ny asa […]
Fahasahiranana: betsaka ny tokantrano mivaro-pananana
Samy manana ny fomba hiatrehina ny volana janoary ny isan-tokantrano taorian’ny fety. Tsy vitsy ireo mivarotra ny fananana, havadika ho sakafo. Rehefa volana janoary tahaka izao, betsaka ny tokantrano mivarotra ny entana tsy ilaina intsony na koa tsy ampiasaina matetika havadika ho vola hividianana sakafo. Santionany amin’ireny ny fanaka, ny […]




