Raha hain’ny Malagasy ny milomano ao anatin’ny harena ny fahasamihafana, hisongadina tsy ho ela i Madagasikara. Sanatria hifamadika amin’izay ihany koa anefa raha mitavozavoza ny Malagasy. Saika tafiditra ao anatin’io avokoa ny lafim-piainana rehetra, toy ny toekarena, fiarahamonina, kolontsaina, politika, fanatanjahantena… I Madagasikara rahateo midadasika be ! Ho an’ny kolontsaina, […]
Auteur/autrice : Adnews
Governora faritra Analamanga : “Tsinontsinona izahay rehefa tsy eo ny filoha”
“Tsinontsinona izahay sy ny minisitra na tomponandraikitra, rehefa tsy eo ny filohan’ny Repoblika. Inona izany no tokony hataontsika? Manampy ny filoha isika”, hoy ny governoran’ny faritra Analamanga, Rasoamaromaka Hery, teny Talata Volonondry, ny farany herinandro teo, tamin’ny fametrahana ny vato fototra ny fanamboarana ny lalambe migodana. Fanatanterahana ny veliranon’ny filoha […]
Fiatrehana fifidianana : hanara-maso ny lisitry ny mpifidy ny vehivavy Tim
Nifamory teny amin’ny foiben-toeran’ny antoko etsy Bel Air ireo vehivavy Tim, ho an’ny faritra Analamanga, ny faran’ny herinandro teo. Nitarika izany ny filoha nasionaly, Ravalomanana Marc. Nambarany tamin’ny toromarika nomeny ireo mpikambana sy ny fanentanana nataony ny tokony hanarahan’izy ireo maso ny fizotry ny fanoratana anarana anaty lisi-pifidianana. Eo koa […]
Mpiasan’ny Antenimierandoholona : tsy fahaiza-mitantana no tsy mahavoaloa ny karama
“Mitohy ny tolonay. Tafiditra ao amin’ny kaontinay ny karamanay, dia mandray asa izahay”, hoy ny filohan’ny sendikàn’ny mpiasan’ny Antenimierandoholona, Razafimaharo Famatanantsoa, teny amin’ny lapan’ny Antenimierandoholona, Anosikely, omaly. Fitantanana tsy milamina sy tsy mirindra ao anatiny ary tsy mitsinjo ny tsy maintsy zakaina amin’ny fandaniana fototra ho tonga hatramin’ny volana desambra […]
Depiote Randrianasolo Nicolas: “Mila jerena ny sosialim-bahoaka”
“Matetika, tsy tanteraka eny anivon’ny distrika ny voasoratra ao anatin’ny sora-bola. Tsy tokony hatao ambanin-javatra ny sosialim-bahoaka”, hoy ny depiote, Randrianasolo Jean-Nicolas, momba ny tetibolam-panjakana, taona 2023. Ny tetibola ho an’ny fambolena no tokony hatao laharam-pahamehana. Ny lafiny sakafo no tena manahirana ny vahoaka. Hatao ny fampindramam-bola madinika ho an’ny […]