Le Service antigang (Sag) a déjoué une tentative de braquage visant un magasin de gros dans le quartier populeux d’Anosibe, hier soir. Sept malfaiteurs ont été abattus. Hier vers 19 h à Anosibe, sept bandits se sont introduits dans un magasin de vêtements qui venait de fermer ses portes. Visiblement […]
Auteur/autrice : Adnews
Association Madagascar Energie: nanome fitaovana fiarovan-tena ho an’ny mpamonjy voina
Olana tsy ahafahan’ny mpamonjy voina manatanteraka ny asany ny tsy fahampian’ny fitaovana enti-miasa. Ezaka ataon’izy ireo anefa ny hanatsara ny fahaiza-manaony eo amin’io asa iandraiketany io, raha ny fanadihadiana natao. Vokany, nisitraka fitaovana vaovao indray izy ireo omaly. Fitaovana sy fitafiana iarovan-tena, ho entin’ny sampana mpamonjy voina miasa ka nitotaly […]
Beparasy Ankazondandy: « Mbola miriaria any ny mpanimba ny ala », hoy ny fokonolona
Misaotra ny tompon’andraikitry ny fitsarana rehetra ny fokonolona ifotony any amin’ny kaominina Beparasy Ankazondandy, distrika Moramanga, namoaka ny didim-pitsarana, nivoaka ny 18 novambra teo, nanameloka ireo olona voamarina fa namono nahafaty ny filohan’ny VOI Mialo, Rakotoarisoa Henri, ny 2 jona 2022. Isaoran’izy ireo koa ny firaisamonim-pirenena AVG, niantoka ny mpisolovava, […]
WWF: mananika ny 70% ny fanjavonan’ireo bibidia
Manjavona tsikelikely vokatry ny fahapotehan’ny tontolo iainana ny 70%-n’ny bibidia maneran-tany nanomboka ny taona 1970 araka ny tatitra planeta velona 2022 avy amin’ny WWF. « Mitaky ezaka avy amin’ny tsirairay indrindra avy amin’ireo vondron’olona ifotony ny fiarovana ireo biby ireo », araka ny nambaran’ny talen’ny WWF eto Madagasikara, Nanie Ratsifandrihamanana omaly. Mila […]
“3400 miliara ariary ny vola nampidirina, taona 2022”
Mampidi-bola ho an’ny fanjakana ny fadintseranana, ohatra, tamin’ny tetibola farany ho an‘ny 2022 ho 3000 miliara ariary ny vola ampidirina, hita anefa izao mihoatra io tanjona tratrarina io ny vola miditra amin’ny kitapom-bolam-panjakana, dia nampiana 3400 miliara ariary tamin’ny fanitsiana ny tetibola 2022. Hita izao fa ho tratra izany raha […]