Tarika Roova … Mpanakanto mivoy ny mozika rock indray ny haneho ny talentany, etsy amin’ny Piment Café Behoririka, ny zoma 23 desambra, manomboka amin’ny 8 ora alina. Hira manodidina ny 30 eo ho eo ny hovelomina mandritra izany. Anisan’ny hira ahafantarana azy ireo ny “Tsy anjara”, ny “Hararaoty ihany”, izay […]
Auteur/autrice : Adnews
Kolotsaina an-tanan-dehibe: tsy ho avy amin’ny « Festival Zaza Rap Taiza » i Blacko
Mihamahazo toerana ny kolontsaina an-tanàn-dehibe eto amintsika. Tanjona amin’izao hetsika izao ny fampiroboroboana ny talenta malagasy sy fanomezana seho manara-penitra. Hetsika iray hanehoana ny kolontsaina an-tanàn-dehibe, indrindra ny mozika ny “Festival Zaza Rap Taiza”. Andro vitsy mialoha ny hanombohan’ny hetsika no nilaza ny tomponandraikitra fa tsy ho avy eto Madagasikara […]
Kitra any ivelany: nisotro ronono i Hazard
Taorian’ny fihintsanan’i Belzika. Nanambara i Eden Hazard, mpilalao an’i Belzika, omaly tao anaty tambajotran-tserasera fa handeha hisotro ronono amin’ny ekipam-pirenena ny tenany. Ny fahitana ireo zandry kely vao misondrotra maro ka hanomezana sehatra azy ireo,no nahatonga azy handray izao fanampahan-kevitra izao. 31 taona i Hazard, ary milalao ao amin’ny ekipa […]
Trail de Nosy-Be : mpanao gazety roa handray anjara
Hotanterahina any Nosy-Be ny Trail, ny asabotsy 10 desambra ho avy izao ny Trail andiany faha-10. Anisan’ireo, handray anjara amin’izany, ny mpanao gazety amin’ny alalan’i Alfred Razafintsalama, avy amin’ny Aceem Radio sy i Manjato Razafy, pampahalala vaovaon’ny Midi Madagascar. Raha tsiahivina, fanintelony amin’izao, i Fred no hifaninanana amin’ity (2019, 2020, […]
Basikety-“Ligue en fête” : orinasa 10 hifaninana
Raikitra ny hetsika “ligue en fête” karakarain’ny ligin’Analamanga, taranja basikety, famaranana ny taom-pilalaovana 2022. Fifaninanana hotontosaina ny 10 sy ny 11 desambra izao eny amin’ny kianja an’Ankatso. Notanterahina omaly, ny atsapaka ka fantatra fa orinasa 10 no handray anjara izay nozaraina ho vondrona 2. Ao amin’ny vondrona A no hahitana […]