Voahozongozona. Naneho ny tsy fahafaliany ka raikitra ny fanangonan-tsonia eny Tsimbazaza. Nohitrikitrihin’ ny depiote Raholdina Naivo, omaly, fa tsy ara-dalàna ny nanapahan’ny minisitry ny Fitsarana ny karaman’ireo mpirakidraharaha miisa 56 noho ny fitokonana nataon’izy ireo. Notsiahiviny fa tsy notapahina karama izany ireo sendika nitolona niaraka amin’ny depiote 73 teny amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Minisitry ny Atitany: “Tsy misy kajikajy politika ny kopia faobe”
Nitondra fanazavana manoloana ny feo miely ny minisitry ny Atitany, i Tokely Justin, omaly. Nazava ny nambarany, tetsy Mahamasina, afakomaly. “Adihevitra tsy tokony hipetraka ny fampifandraisana ny hetsika kopia faobe sy fanaovana karapanondro amin’ny kajikajy politika. Tsy tokony hirona amin’ny fanelezana vaovao tsy marina sy hevi-diso isika mba tsy hiteraka […]
Fanaovana tombana: nifampidinika momba ny fifidianana ny Sadc sy ny FFKM
Tsy azo ihodivirana koa ny fiangonana. Anisan’ny nihaona tamin’ny iraky ny Sadc ny eo anivon’ny birao foiben’ny FFKM. Natao teny Ambohimanoro izany, omaly ka voaresaka ny tombana sy ny fanomanana ary ny fikarakarana fifidianana. Anisan’ny votoatin’ny dinika ny fahitan’ny fiangonana ny fanomanana ny fifidianana sy ny fikarakarana izany ary koa […]
Zaka tsara
Fanovana… andraikitra Na inona na inona ataon’ny mpitondra, tsy mety amin’ny mpanohitra avokoa. Izay no hoe asany? Mitsikera, mamaky bantsilana izay tsy mety… Mby aiza? Miara-dalana amin’izany ny fanomezana tolo-kevitra enti-manatsara zavatra, fa tsy sanatria mitsikera ho fanaratsiana, na fanakorontanana, na fandravana, na fanakiviana… Fitsikerana tsy inona fa fahavononana handray […]
Depiote Rajoelina Seth: “Voajery ny sosialim- bahoaka “
“Niavaka lalàna mifehy ny tetibola (LFI) isan-taona hatramin’izay naha solombavambahoaka izay ny amin’ity. Satria hita hoe voarafitra sy voatsinjara tsara ilay izy, indrindra ho an’ireo minisitera miandraikitra ny lafiny sosialim-bahoaka: ny mponina, ny rano, ny fambolena, ny fahasalamana, ny fampianarana”, hoy ny depiote , Rajoelina Seth. Izay sosialim-bahoaka izay no […]