Auteur/autrice : Adnews

Interdiction de manifestater sur la place du 13 mai : la Préfecture persiste et signe

L’Organe mixte de conception (OMC), regroupant l’Armée, la Police et la Gendarmerie, reste ferme sur l’interdiction de manifester sur le parvis de l’Hôtel de ville à Analakely, en l’occurrence la descente dans la rue ce jour, annoncée par le collectif des candidats à la présidentielle. Les forces de l’ordre entendent […]

VAOVAO TAMBATRA

Mandray ny drakaka nampangatsiahana avy eto amintsika i Eoropa sy Sina, raha mandray ireo velo­na kosa i Etazonia, Dobai ary Sina. Tamin’ity taona ity, manodidina ny 140 ireo olona nahazo alalana hanangom-bokatra raha maherin’ny 30 isa kosa ireo mpanondrana ny vokatra avy amin’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga. Hahitsy […]

Drakaka: tafakatra avo 10 heny ny tamberim-bidy

Niakatra avo 10 heny ny vola niditra amin’ny kitampom-bolam-panjakana tamin’ity taona ity mahakasika ny fanondrana drakaka. Tafakatra 1 500 000 000Ar izany raha toa ka 150 000 000 Ar isan-taona nandritra ny telo taona. Nahazoana izao vokatra izao ny fanasokajiana sy fanaraha-maso ny mpisehatra, omena fahazoan-dalana. Fepetra natao hitsinjovana ny kalitaon’ny drakaka […]

Tohodrano Ampahitrosy: lemaka 1 200 ha ho voajary

Napetraka, omaly 5 oktobra, ny vato fototra hanombohana ny fanarenana ny tohodrano any Ambatomainty, kaominina Ampahitrosy. Hamaha ny olan’ny tantsaha amin’ny famokarana ny fahavitany. Tantsaha ny 100%-n’ny mponina ao amin’ny kaominina Ampahitrosy, distrika Atsimondrano. Ao anatin’ny paikadin’ny fanjakana ny hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Hanom­boka ny fanarenana ny tohodrano eny Ambatomainty Ampahitrosy, hanondraka velarantany 1 200 ha. Miisa […]