Notanterahina nanomboka omaly 28 septambra 2023, tao amin’ny kianja Maitre Kira Toliara, ny tetikasa “Baolina kitra mahatafita”. Nahatratra 100 mahery ireo tanora tonga namaly ny antso tamin’ity hetsika ity. Marihina fa natao hitiliana mpilalao handeha ho any ivelany ny tanjona ho an’ny mpikarakara. Ilay vahiny mpazanatra, Wissem Mareef sy ireo […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
«Volley-ball». Misokatra hatramin’ny 11 oktobra, ny fanaterana antontan-taratasy ho eo amin’ny toeran’ny Tale teknika nasionaly, eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny Volley-ball. Fepetra maro no takina ka anisan’izany ny fananana ny CAPEN (Certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normal) sy ny dilpaoma ambony, niveau 4 (ANS). “D2 National Poule des AS». Hotanterahina any […]
Cosafa Women’s Cup : nahazo fanampiana ny vehivavy Barea
Afaka enina andro, hiatrika ny fifaninanana “Cosafa Women’s Cup”, taranja baolina kitra, sokajy vehivavy izay atao any Afrika Atsimo, ny 4 – 15 oktobra ho avy izao ny Barea. Tonga nitsidika azy ireo omaly, teny amin’ny Ivontoerana Carion, ilay kandidà hanao komity mpanatanteraka ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Rajeriarison […]
«World Jiu-Jitsu Championship» : 11 mianadahy hisolontena an’ i Madagasikara
Fantatra ireo Malagasy mpikatroka eo amin’ny taranja Jiu-Jitsu hiatrika ny fifaninanana “World Jiu-Jitsu Championship”, andiany faha-15, hatao any Abu Dhabi, ny 31 oktobra hatramin’ny 11 novambra izao. 11 mianadahy, 10 lahy sy 1 vavy, no voatsonga tamin’ny fampivondronana 3 natao, ka hisolontena an’i Madagasikara amin’ity fifaninanana maneran-tany ity, eo amin’ny […]
Minisitry ny fiarovam-pirenena : notsidihin’ny delegasion’ny Firenena mikambana
Tsy nisy nipika ny resaka nandritra ny fitsidihana ara-pomba ofisialy nataon’ny delegasionina, solontenan’ny Firenena mikambana ny minisitry ny Fiarovam-pirenena tetsy Ampahibe, omaly. Nisolotena ny Sekretera jeneralin’ny Firenena mikambana, ny « Représentant spécial du Secrétaire général des Nations-Unies auprès de l’Union africaine et Chef du Bureau des Nations-Unies auprès de l’Organisation […]




