Auteur/autrice : Adnews

Famarinana olona : anatin’ny lisitra faharoa arahi-maso i Madagasikara

Tato anatin’ny roa taona nifanesy, tafiditra ao anatin’ny lisitra arahi-maso sokajy faharoa ny laharana misy an’i Mada­gasikara amin’ny ady amin’ny famarinana olona an-tsokosoko. Fantatra izany araka ny tatitra avy amin’ny departemantam-panjakana amerikanina momba ny famarinan’olona. Ny alarobia teo koa no nitsidika ny mpanolotsaina voalohan’ny masoivoho amerikanina, Stephanie Arnold, ny delegasiona […]

Oniversiten’Antananarivo : “Tsy mbola nivoaka ny voka-panadinana”, hoy ny Seces

Tsy misy fiovana ny zava-misy eny amin’ny oniversiten’An­ta­nanarivo. Mitohy ny fitokonana ataon’ny mpampianatra mpikaroka ary hihamafy izany rehefa tsy mamaly ny fitakiana ny fitondrana. «Efa niato tao anatin’ ny telo volana ny fampianarana eny amin’ny oniversiten’Antana­narivo sy ny asa fikarohana eny anivon’ny foibem-pikarohana sivy miankina amin’ny fanjakana eto Antananarivo”, hoy […]

TARATRY ny KANTO

«Haisoratra: rakitry ny lasa, fanohitry ny ho avy». Tanterahina ny sabotsy 30 septambra 2023, tolakandro, ao Tsararano Mahajanga, ny «Alim-betso», karakarain’ny Faribolana Sandratra, sampana Mahajanga. Hetsika entina mankalaza ny faha-5 taonan’ity sampana iray ity. Fifampizarana eo amin’ny samy poeta, larona antsan-tonokalo no hameno ny fandaharam-potoana. Princio- Afondasin’Andohalo. Handravaka ny hetsika […]

NICOLAS SEGUI: hanolotra seho tsy panam-pahroa

Ho tontosaina eny amin’ny Institut Français de Mada­gascar (IFM) Analakely, anio, ny fampisehoana «Concert Piano-Voix», iarahana amin’i Nicolas Séguy, Frantsay mpahay kanto. Vonona hanome fahafaham-po ny mpijery, indrindra ny mpankafy zavamaneno Piano, ny tsara indrindra avy aminy i Nicolas Séguy, mandritra ity seho ity. Ny fikambanana Madaga­slam, miaraka amin’ny IFM […]

« Du Jardin à la Table »: tombony ho an’ny mpisehatra eo amin’ny haify

Omena lanja mandritra ny telo andro eny amin’ny AFT Andavamamba ny tontolon’ny haify sy ny zaridaina ary ny fambolena. Ankoatra ny fampirantiana dia ho hita eny koa ny atrikasa sy ny fampiofanana Nanomboka omaly, ary tsy hifarana raha tsy ny 30 septambra 2023, eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Anda­vamamba, […]