Auteur/autrice : Adnews

Fifandonana nahery vaika : dahalo mpaka an-keriny roa lahy rotiky ny bala

Nifanenjehana tamin’ny fokonolona sy ny zandary, maty voatifitra ny mpaka an-keriny roa lahy saika hanatanteraka ny asa ratsiny tao Tsaratanana, afakomaly. Nirefodrefotra ny basy tao amin’ny kaominina Keliloha, distrikan’i Tsa­ratanàna, afakomaly. Niko­non­konona asa fakana an-keriny indray ny dahalo raindahiny. Tsikaritry ny fokonolona anefa ny fisian’ireo olon-dratsy ireo tao amin’ny kijanan’i […]