« Lalaon-tsaina Echecs ». Natao ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny CGM Analakely, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Echecs, sokajy Vétérans sy vehivavy. Tafiditra anatin’ny politikan’ny federasiona izao ho fanomezan-danja ny sokajy rehetra. Mpilalao Echecs nisongadina teo amin’ny vehivavy Rakotomaharo Faratiana, izay nahazo fandresena. Araka ny vaovao navoakan’ny Malagasy Rugby omaly, […]
Auteur/autrice : Adnews
Rugby: hiroso amin’ny fifidianana seksiona
Araka ny tapaka teo anivon’ny Malagasy rugby, hiroso amin’ny fifidianana ny filohan’ireo seksiona telo tsy mbola nahatontosa ny azy, ny vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni). Raha tsiahivina, tsy mbola nahatontosa izany Atsimondrano sy Avaradrano ary Antananarivo Renivohitra. Ho fanomanana izany, hisy ny fanazavan-kevitra hataon’ny Ceni foibe ho an’ireo […]
Kitra – Cosafa Women’s Cup : natao ny fampivondronana ny vehivavy Barea
Taorian’ny antsapaka natao ny 14 septambra lasa teo mahakasika ny “Cosafa Women’s Cup”. Efa miditra amin’ny fandraisana andraikitra hiatrehana izany ny kaomisionina ny baolina kitra vehivavy eto amintsika. Afaka sivy andro, hotanterahina any Afrika Atsimo, ny 4 hatramin’ny 15 oktobra ho avy izao ny fifaninanana «Cosafa Women’ s Cup », taranja […]
Tambajotra Wipwork : hanamorana ny fitadiavana asa
Nampahafantarina, omaly, tetsy Ampefiloha ny fisian’ny tambajotra nomerika “Wipwork”. Sehatra hifandraisana mivantana, tsy misy mpanelanelana eo amin’ny orinasa sy ny tanora mitady asa. Nanatanteraka ny soniam-piaraha-miasa nandritra izany, ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy fanofanana arakasa (METFP) sy ny eo anivon’ny World Internediation platform (Wipwork). Tanjona ny hanampiana ireo tanora amin’ny […]
Andrianainarivelo Hajo : “Mila miova ny fomba fiasa ahafahana mivoatra”
Nambaran’ny kandidà, Andrianainarivelo Hajo, fa anisan’ny manova ny fiarahamonina sy mampivoatra ny firenena ny fitsinjaram-pahefana tena izy sy ny fanjakana tan-dalàna ary ny fanatsarana ny fari-piainan’ny vahoaka. Nohitsiny fa anisan’ny mahatonga ireo mpampiasa vola tsy ho voasarika ny tsy fipetrahan’ny tany tan-dalàna. Mitombo isa ireo tsy an’asa. “Tena diso laharam-pahamehana […]




