Auteur/autrice : Adnews

Tout va bien jusqu’ici

Un peu plus de deux semaines, suite à la décision de la HCC du 9 septembre de désigner un gouvernement collégial à exercer les fonctions de chef de l’Etat par intérim, les membres du gouvernement continuent de vaquer à leurs occupations. A la lecture des communications des institutions sur les […]

Collectif des candidats: l’argument du « rapport » pour la tenue d’un meeting

C’est au Palais des sports et de la culture Mahamasina que les 11 membres du collectif des candidats à l’élection présidentielle prévoient d’organiser une manifestation, vendredi. Une demande d’autorisation en ce sens a été ainsi déposée hier, au bureau de la Préfecture d’Analamanga. A en croire la raison formulée par […]

Fiangonana advantista: naneho fitiavana tamin’ny hazakazaka Agape

Toy ny fanao isan-taona eo anivon’ny fiangonana ad­vantista, notanterahina omaly alahady, tetsy amin’ny fari­hin’Anosy ny famaranana ny hetsika lehibe feon’ny tanora, fitoriana ny filazantsara, nokarakarain’ny fikambanan’ny tanora miara-miasa amin’ny fikambanana ANZ (Andry Ny Zarantsoa). Tafiditra tamin’izany koa ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenen’ny mpisavalalana. Ho fanamarihana izany, nisy ny hazakazaka Agape, […]

INDRAY MIJERY

Manana hetsika lehibe ny orinasa Orange sy ny Orange solidarité amin’ity herinandro ity. Hisokatra anio, eny amin’ny foiben’ny orinasa Ankorondrano ny hairanty momba ny village Orange. Rahampitso, lasa tanàna Orange ny kaominina Antsahafilo ka ho marihina amin’ny lanonana eny an-toerana. Mpiofana maherin’ny 1 041 amin’ny faritra 24 no nozaraina fitaovana hoentina […]

Mampisara-taona : ho maina ny andro anatin’ny hateloana

“Ho maina ny andro ao anatin’ny telo andro manaraka”, hoy ny teknisianina eny amin’ny foibe famantarana ny toetry ny andro, omaly. Ny ilany avaratra atsinanan’ny Nosy sy ny faritra Melaky no hisitraka rotsakorana fa ny faritra sisa ho maina avokoa. Anatin’ny vanim-potoana manasara-taona isika izao ary indraindray mbola mahatsapa hatsiaka. […]