Auteur/autrice : Adnews

Rencontre à huis clos: face-à-face HCC et collectif des candidats

La conjoncture politique évolue rapidement. Alors que les membres de la HCC ont rencontré les candidats « récalcitrants » hier, les partisans des candidats militants pour la tenue des élections multiplient les annonces sur terrain. La Haute cour constitutionnelle (HCC) est à l’écoute des candidats. Les juges constitutionnelles ont rencontré, […]

Kitra – « D2 National » : fandresena iray dia tafita ny JSA Ihorombe

Notanterahina omaly, tany Mahajanga sy Antsirabe, ny andro fahatelo, fifaninanam-pirenena « D2 National », ta­ranja baolina kitra eto Madagasikara. Maka fandresena iray sisa, tafita amin’ny dingana manaraka ny JSA Ihorombe. Nisaraka ady sahala, 2 no ho 2, izy ireo sy ny AS Jet Bongolava. Manana isa fito ity klioban’Ihorombe izay mifaninana any […]

SOMBIM-BAOVAO

Nisaraka ady sahala, 1 no ho 1, ny fihaonan’ny Athletico Madrid, klioba espaniola sy ny FC Lazio, klioba italianina. Nahavita fihetsika goavana ny mpiandry haraton’ny Lazio, Ivan Provedel, ny talata ali­na lasa teo. Ity mpilalao ity, nahasahala ny isa tany amin’ny minitra farany, faha-95 min. Nanomboka ny talata lasa teo, […]

Rugby – «Mondial 2023»: tsy afa-milalao i De Groot

Fahavoazana goavana ny an’ny All Blacks Nouvelle-Zelande, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany “Mondial 2023”, taranja rugby. Fifaninanana tanterahina any Frantsa. Tsy afaka milalao amin’ireo ambin-dalao roa ao anatin’ny fifanintsanana isam-bondrona mantsy i Ethan De Groot, mitana ny toeran’ny “pilier”. Noho ny karatra mavo nivadika ho karatra mena azony, […]