Auteur/autrice : Adnews

Mpiasan’ny Cnapmad : miantso ny tomponandriki-panjakana

Nitohy omaly, indray ny hetsika fitakian’ireo mpiasa tsy mpiasam-panjakana eny anivon’ny Cnapmad Ankorondrano. Tsy mbola nandray karama nandritra ny telo volana izy ireo ka anton’ny fitokonana. « Efa miditra ny mpianatra ka tsy misy tokotaniny ny fianaran-janakay, tsy mbola voaloha ny saram-pidiran’ny mpianatra, ny hofan-trano, ny sakafo hohanina sy ny maro […]

LEHIBEn’ny fampanoavana : « Tsy nampiantso ny filohan’ ny Repoblika izahay »

Nivoaka tamin’ny fanginany ny lehiben’ny fampanoavana, eo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany, Antanana­rivo. « Tsy nanao fampiantsoana ny filohan’ny Repoblika ma­lagasy izahay. Diso tanteraka ny filazana fa nisy taratasy na­naovana “assignation” nosoniavinay ka nalefa teny amin’ny fiadidiana ny Repoblika na tamin’ny filoha », hoy ny tonian’ny mpampanoa lalàna, Rakotoniaina Narindra. Ankoatra izay, nitondra […]

Fanahian’ny mpanao politika: nanome toky ny hisian’ny fifidianana ny praiminisitra

Nambaran’ny Praiminisitra Ntsay Christian, tetsy Anosy, omaly fa hatao ny fifidianana ary efa navoaka ny tetiandro momba izany, miaraka amin’ny lalàna. “Efa miditra amin’izany isika izao. Manamafy izany fa miroso isika ary mandray ny andraikiny ny Ceni sy ny goveremanta ahatongavana amin’ny fifidianana madio”, hoy izy. Notateriny koa ny dinika […]

INDRAY MIJERY

Ho maina tanteraka ny andro amin’ny faritra rehetra manomboka rahampitso, araka ny voalazan’ny foibe famantarana ny toetry ny andro. Hiverina hiakatra miandalana ny maripana manomboka anio. Nahitana fahatsarana ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo satria manodidina ny fetran’ny OMS avokoa ny refy rehetra voaray. Ho fanohanana ireo mpandresy tamin’ny fifaninanana […]