Niharan’ny fanendahan-jiolahy nitondra fitaovam-piadiana teny Ampefiloha akaikin’ny fiantsonan’ny taxi-be ny tovolahy roa, afakomaly hariva. Avy nijery lalaon’ny Nosy, taranja basikety, tao amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina izy roa lahy no nifanehatra tamin’ny jiolahy. Mipetraka eny Ambanilalana Itaosy ireto niharam-boina ireto. Niandry taxi-be ho any Itaosy teo Mahamasina izy ireo saingy […]
Auteur/autrice : Adnews
Renikely nosamborina : nodorany ny tanan’ny zan-badiny
Mitohy ny fanadihadiana ny renim-pianakaviana iray 35 taona voarohirohy ho nanao herisetra tamin’ny zanaky ny sakaizany. Voasambotry ny polisy ao amin’ny kaomisarian’i Sambava izy afakomaly hariva, rehefa fantatra fa nanao herisetra tamina ankizy tsy ampy taona. Naharay fitarainana tamin’ny mponina ny polisy fa misy ramatoa iray mpitazona toeram-pisakafoana manao herisetra […]
Fakana an-keriny : tovovavy 20 taona, natakalo 900 000 Ar
Nalaina an-keriny ny tovovavy 20 taona, ny sabotsy lasa teo. Nitaky vola tamin’ny finday ny olon-dratsy ka nandoa ny fianakaviana. Votsotra ny takalonaina. Olona efatra voasambotra. Nanolotra vola mitentina 900 000 Ar ny ray aman-drenin’ny tovovavy iray vao navotsitr’ireo olon-dratsy ny zanany vavy tao amin’ny kaominina Alakamisy/ Ambohimaha, distrikan’i Lalangina, ny alahady […]
Tir en l’air du 31 août 2023
Forum mondial sur les réfugiés: Madagascar, parmi les pays invités
Madagascar participera au Forum mondial sur les réfugiés, à Genève (Suisse), du 13 au 15 décembre, en amont duquel, un atelier de consultation sur les questions des réfugiés et des personnes apatrides s’est déroulé mardi au Pavé Antaninarenina. « A l’occasion du premier Global Refugee Forum en 2019, Madagascar a pris […]




