Notontosaina tetsy amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny alahady lasa teo, ilay katrokady « Roi du Ring », taranja Ady totohondry. Fifaninanana nokarakarain’ny ligin’Analamanga ho fanokafana ny taom-pikatrohana 2025 izy ity. Nambaran’ny filohan’ny ligy, Ranaivo Herivonjy Thierry, fa tanjona ny hamerenana indray ny lazan’ny ady totohondry eto Analamanga. Izany indrindra no […]
Fanatajahantena
Tournoi-FDS : Nomena fitaovana ny mpitandro filaminana
Ho mariky ny firaisankin’ny governemanta, nanolotra fitaovana ara-panatanjahantena ho an’ny mpitandro filaminana ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Natao omaly, teny Ampahibe, izany. Nanolotra fitaovana sy kojakoja ara-panatanjahantena ho an’ny minisiteran’ny Foloalindahy ny avy ao amin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), izay tarihin’i Moutsapha Abdulah Marson, omaly. Natao ho […]
SOMBIM-BAOVAO
Ao anatin’ny fanomanantena tanteraka ny Makis de Madagascar, sokajy lehilahy, eo amin’ny rugby lalaovina olona 7, amin’izao fotoana izao. Hanomana ny fifaninanana «Africa Men’s Sevens Cup». Fihaonana hotanterahina atsy amin’ny Nosy Maurice, ny 21 sy ny 22 jona ho avy izao. Hotanterahina eto Antananarivo, manomboka ny 6 aogositra izao, ny […]
Tsipy kanetibe : Fantatra ireo hiatrika ny “Masters 2025”
Navoakan’ny Fédération sport-boule malagasy (FSBM) tao amin’ny tambanjotran-tseraserany, omaly, ny anaran’ireo handrafitra n”y ekipam-pirenena hiatrika ireo fifaninanana iraisam-pirenena roa, ny “Masters” sy ny “Tournoi Estival”, hatao any France, manomboka ny faran’ity volana ity. 10 mirahalahy izy ireo ka anisan’ireo tafaverina ao anaty ekipa indray i Tiana (Tonnerre). Ankoatra izay, tsy […]
Beach soccer : resin’i Menabe Atsimo Atsinanana
Nisongadina ny ekipan’i Menabe nandritra ny fifaninanana baolina kitra lalaovina eny amin’ny torapasika (beach soccer) tafiditra ao anaty hetsika “Festival Mazavaloha”. Fifaninanana nanomboka omaly, ary tanterahina any Mahajanga. Nomontsanin’izy ireo, tamin’ny isa mavesatra 15 no ho 1, ry zareo avy any Atsimo Atsinanana. Ao anatin’ny tanjany tsara, araka izany, ny […]