Fanatajahantena

Taranja «Pentathlon »: atleta malagasy roa ho any Portugal

Tafita hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja “Pen­tathlon moderne” izay hotanterahina any Portugal, ny 26 oktobra hatramin’ny 1 novambra ho avy izao, ireo atleta malagasy roa vavy, Razafim­bahiny Chricyah sy Andria­nantara Fahendrena. Izy mirahavavy ireo izay nisongadina nandritra ny fifaninanana afrikanina natao tany Afrika Atsimo, ny faran’ny […]

Coach Raux Auguste, Barea sokajy vehivavy: “Paikady entina hihaonana amin’i Afrika Atsimo ny valim-panafihana”

Nanainga omaly, tetsy Ivato, hihazo an’i Afrika Atsimo, ny delegasionina malagasin’ny Barea, vehivavy, izay hifandona amin-dry zareo Afrika Atsimo Banyana Banyana. Miisa 23 ireo mpilalao hiaro ny voninahi-pirenena. “Afaka iray andro”! Hi­fanandrina amin’ny ekipam-pirenen’i Afri­ka Atsimo, Banyana Ba­nyana, ny Barea, vehivavy, rahampitso, ao amin’ny Kianjan’ny Free State Stadium atsy Afrika […]

Coach Razily: “Lesoka ny fikoropahana”

Nigadona teto an-tanindrazana, afakomaly, teny Ivato, ny delegasionina Makis sevens izay avy niatrika ny fifanintsanana afrikanina, taranja rugby lalaovin’olona fito tatsy Mau­rice, ny faran’ny herinandro teo. Nitondra medaly volafotsy ny ekipam-pirenena malagasy tamin’izany, ary tafita hiatrika ny fifaninanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny lalao Olympika 2028. Nilaza ny mpanazatra ny […]

Billard – IBF Taom World Series : Malagasy efatra hifaninana atsy Afrika Atsimo

Hanana solontena ao anatin’ny ekipa voafantina Rest of the World Tigers, amin’ny taranja Billard, ny Malagasy. Efatra mianadahy izy ireo ary hiatrika ny fiadiana ny IBF Taom World Series, hatao atsy Afrika Atsimo. Ankoatra izay, mbola hiaro ny voninahi-pirenena amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ihany koa. Hifanindran-dalana amin’ny fiadiana […]