Fanatajahantena

“Afrobasket 2025”: Hidona voalohany amin’ny Ankoay i Côte d’Ivoire

Namoaka ny fandaharan-dalao amin’ny fifanintsanana ho an’ny vondrona “D”, hiadian-toerana ho an’ny “Afro­basket 2025” ny Federasiona malagasin’ny basikety (FMBB), omaly. Fihao­nana miverina ho an’ny sokajy lehilahy, tanterahina eto Mada­ga­sikara, ny 21 ka hatramin’ny 23 febroary ho avy izao. Fan­tatra fa hidona voalohany amin’ ny Ankoay ny Elefantan’i Côte d’Ivoire. Nambaran’ny […]

« Pureplay Football League » : Hatomboka ny voalohan’ny volana febroary

Tonga nitsidika ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randriamanampisoa Alfred, omaly, tetsy Isoraka, ireo mpikambana maro avy amin’ny CFEM. Taorian’io, nivoaka ny vaovao fa hitohy ny volana febroary ho avy izao ny PFL. Nambara ofisialy teny Isoraka, omaly, fa ha­nomboka ny 1 – 2 febroary ho avy izao ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Nanatanteraka fanazarantena sy fiofanana ho an’ny mpanazatra ny eo anivon’ny ligin’Analamangan’ny taranja kung fu, ny faran’ny herinandro teo. Nitarika izany ny Grand Maitre Avoko. Ny faritra Itasy indray no hisitraka ity fanazarantena sy fiofanana ity amin’ny fotoana manaraka. Hotanterahina ny 25 janoary izao kosa ny fifampiarahabana noho ny taona vaovao, […]