Niteny momba ny Kianja Barea Mahamasina, ny talata lasa teo, nandritra ny fanokafana ny fivoriana tsy ara-potoana ny filohan’ny antenimierampirenena, Randrianasoloniaiko Siteny. Nambarany tamin’izany ny vola nolaniana tamin’ny fanamboarana sy fanavaozana io fotodrafitrasa ho an’ny baolina kitra io. “120 tapitrisa dôlara amerikanina no lany tamin’ny asa fanatanterahana ny Kianja Barea […]
Fanatajahantena
«Coupe des Champions» : Tsy raikitra ny lalao miverina
Araka ny vaovao voaray omaly, tsy ho raikitra ny lalao miverina izay hifanandrinan’ny CFFA Andoharanofotsy sy ny ekipan’ny FC Rouge, izay kasaina hatao ny alahady ho avy izao. Tsiahivina fa ity fihaonana faharoa ity dia tafiditra anatin’ny fanomanan’ireo klioba roa ireo ny fifaninanana afrikanina, « Ligue des Champions Caf » ho an’ny […]
Fifanintsanana Can U23 2027: Kihon-dalana voalohany ho an’ny Barea ny kaomorianina
Hotontosaina any Egypte, ny volana novambra 2027, ny fiadiana ny amboaran’i Afrika taranja baolina kitra, “Can U23” 2027. Hifandona eo amin’ny dingana voalohany i Madagasikara sy Comores. Notanterahina ny talata lasa teo ny antsapaka hahafantarana izay ho mpifanandrina amin’ny dingana voalohany, fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Can 2027”, ho […]
25 taonan’ny Antsirabe Rugby Club: Lasan’ny Besarety RC ny amboara
Notanterahina ny alahady lasa teo, tao amin’ny Kianja Lycée André Resampa Antsirabe, ny lalao famaranana nankalazana ny faha-25 taona nijoroan’ny Antsirabe Rugby Club (ARC). Norombahin’ny Besarety Rugby Club ny amboara sy ny lelavola ary omby mifaha, rehefa nandresy ny XV Taureaux, tamin’ny isa 18 no ho 13. Fihaonana niady ary […]
Tsipy kanetibe : Miandry ny Federasiona ny fifindran’i Tiana kely ao amin’ny Decines
Mbola eo am-piandrasana ny taratasy fifindrana avy amin’ny Federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM) i Tiana kely, amin’izao fotoana izao. Hifindra ao amin’ny klioba Decines ity Malagasy mpilalao ity, ny taona ho avy io. Nambaran’ny filohan’ny klioba UBMT, Ratsimbaharison Luc, omaly, teny Ankatso, fa misy mpilalao telo ao amin’izy ireo halain’ny […]




