Namoaka ny anaran’ireo mpilalao baolina kitra, hanaovana ny safidy izay handrombaka ny “ballon d’or 2023”, tao amin’ny tambajotran-tseraserany ny alakamisy lasa teo, ny France foot-ball, mpikarakara izany. 30 ireo mpilalao voafidy ka sambany tao anatin’ny 20 nisian’ity fifaninanana ity, no tsy tafiditra tao anaty lisitra ilay portioge, i Cristiano Ronaldo […]
Fanatajahantena
“Mini Basket”: miisa 63 ireo mpanazatra hofanina
Notanterahina, nanomboka omaly sy anio, teny Mahamasina, ny fampiofanana ireo mpanazatra ny ankizy latsaky ny 12 taona na U-12, tafiditra anatin’ny « Forum National Mini Basket ». Miisa 63 mianadahy izy ireo no misitraka izany fiofanana izany. Raha ny fanazavana nataon’ny tomponandraikitra, Soloharinivo Onja, lehiben’ny kaomisionina « Mini basket » eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny […]
“Can 2023 Handball”: lavon’ i Mali i Madagasikara
Miampy indray ny faharesena ho an’ny Akio Madagascar, omaly. Resin’i Mali tamin’ny isa 32 no ho 25 isika. Hifanandrina amin’i Egypte isika, anio. Notanterahina, omaly, tany Tunisie, ny andro faharoa, fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika Can 2023, taranja handball, sokajy vehivavy “Juniors”. Lavon’i Mali tamin’ny isa 32 no ho 25 […]
Can 2023-Handball: lavon’ i Tunisie i Madagasikara
Ratsy fanombohana ny Akio de Madagascar, vehivavy juniors, tamin’ity Can 2023, taranja handball atao any Monastir Tunisie, ny 7-14 septambra, ity. Nomontsanin’i Tunisie mpampiantrano tamin’ny isa mavesatra 44 no ho 11 i Madagasikara, omaly. Raha hiverenana ny fihaonan’ny roa tonta, nanjakan’ny tonizianina tanteraka ny lalao. Teo amin’ny fidirana voalohany, nanomboka […]
Rugby Mondial 2023: hifanandrina i Frantsa sy i Nouvelle Zélande
Hanomboka anio hatramin’ny 28 oktobra ho avy izao, any Frantsa, ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja rugby, lehilahy. Hanokatra ny lalao amin’izany ny fihaonan’ny XV France, mpampiantrano sy ny All Blacks, Nouvelle Zélande. Fihaonana hotanterahina ao amin’ny Stade de France. Marihina fa mbola manala vela amin’ ny XV France […]