Anisan’ny mahasalama ny vatana ny fanaovana fanatanjahantena. Tsy mifidy taona ny fampiasam-batana fa natao ho an’ny olon-drehetra. Tsy mifidy toerana ny fikotranana saingy amin’izao fotoanan’ny hafanana izao, betsaka ny olona mamonjy « salle de sport ». Malaina mikotrana eny ankalamanjana ny olona amin’izao andro mafana izao. Vitsy ireo tazana mitaiza […]
Fanatajahantena
Lalaon’ny Tany miteny frantsay 2027: hampiantrano ny fihaonana i Armenie
Efa ofisialy! Hatao any Erevan, renivohitr’i Armenie ny lalao ho an’ireo tany miteny manontolo na ampahany ny teny frantsay (Jeux de la francophonie), ny taona 2027. Nambaran’ny komity iraisam-pirenena ny lalao fa hotanterahina ny 23 jolay ka hatramin’ny 1 aogositra izany. Efa nisy ny fitsiriana nataon’ireo manampahaizana amin’ny fanatanjahantena ireo […]
Tsipy kanetibe – “PPF 2025”: manana ekipa roa i Madagasikara
Hotanterahina ao amin’ny Complexe sportif Val de l’Arc ao Aix en Provence France, ny 15 sy 16 febroary ho avy izao, ny famaranana lehibe amin’ny Passion Petanque Française (PPF 2025), taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana olon-telo miaraka, lehilahy. Manana solontena roa i Madagasikara amin’ity. Tsy toy ny mahazatra, ny firenena no […]
Barea Chan: tazana nanao fanazarantena i Drogba sy ireo mpilalao taloha
Roa taona aty aoriana! Tafaverina anatin’ireo mpilalao hotsongaina handrafitra ny ekipa nasionaly Barea, hiatrika ny “Chan 2024”, i Fanomezantsoa Tsilavina na i Drogba. Niakatra ho 35 ireo mpilalao hanaovana fitsapana amin’izany. Notontosaina nanomboka omaly, tetsy Mahamasina, ny fampivondronana voalohany tamin’ity taona vaovao ity, ho an’ny ekipam-pirenena malagasy tsy misy mpilaravinahitra, […]
Taekwondo WT: hatao any Vakinankaratra ny fifaninanana nasionaly
Raha ny fanadihadiana natao omaly, teo anivon’ny Federasiona malagasin’ny taranja Taekwondo WT (FMTKD), hatao any Antsirabe, ny volana aogositra ho avy io, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Hanana ny lanjany tanteraka ity fifaninanam-pirenena ity. Ny efatra voalohany isan-tsokajy ihany no afaka miatrika ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, izay hotontosaina […]




