Fanatajahantena

Judo-Tournoi International: efa tonga omaly ny Renioney

Hanomboka, anio, etsy amin’ny kianja mitafon’An­ko­rondrano ny fifaninanana « Tournoi International de Judo ». Ny fanamarinana ireo delegasiona vahiny avy amin’ny Nosy rahavavy ny ha­nombohana ny fandaharam-potoana ho amin’ny anio. Hitohy amin’ny fihaonan’ny mpitsara sy ny fivoriana ara-teknika ary antsapaka izany avy eo. Hatreto, firenena miisa 2 no nilaza fa hoavy hiatrika […]

Basikety-BAL : tapitra hatreo ny lalan’ny Cospn

Nifarana hatreo ny fandraisana anjaran’ny ekipa ma­lagasy Cospn,amin’ny fifaninanana BAL (Basket ball Africa League). Faharesena intelo nisesy no azony, tamin’ny fifaninanana “Elites 16”, nanomboka ny talata lasa teo, tany Johannesburg Afrika Atsimo. Efa taorian’ny fifandonana nanoloana ny Ferro­viario Da Beira Mozambika, ny alarobia 23 novambra, no fantatra fa tsy isan’ny […]

Handball – IHF Trophy U20 lehilahy: tsara fanombohana ny Akio Madagasikara

Nahomby ny Akio androany, tsara ny vokatra azon’izy ireo tamin’ity fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito ity, taranja handball, sokajy U20 zazalahy i Madagasikara, lavon’izy ireo tamin’isa 38 sy 28 ny Maorisianina. Lavon’ ny Akio de Mada­ga­sikara tamin’ny isa 38 sy 28 ny Maorisia­nina. Lalaom-panokafana no­tanterahina tao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena […]

Basikety-BAL Elites 16: resy fanindroany ny Cospn

Niatrika ny lalao faharoa, amin’ny dingana faharoan’ny fifanintsanan’ny BAL (Basketball Africa League), ny Cospn Madagasikara, omaly. Mbola resy fanindroany indray izy ireo taorian’ny faharesena voalohany, ny talata lasa teo. Ny ekipan’ny Ferroviario Da Beira avy ao Mozambika no nifandona tamin-dry Elly sy ry Jerry, tao amin’ny kianjan’ny Ellis Park Arena […]

Bodybuilding-tompondaka eran-tany: Malagasy roa hihazo an’i Thaïlande

Atleta roa (lahy sy vavy) nisalotra ny tompondakan’i Madagasikara 2022, eo amin’ny taranja Bodybuilding, no fantatra fa hiatrika ny fiadiana ny tompondaka eran-tany hatao any Thaïlande, ny 12 desambra ho avy izao. Noho ny fanasana voarain’i Madagasikara avy amin’ny Federasiona iraisam-pirenena no antony handehanan’izy mianadahy amin’ity fifaninanana ity. I Fitiavana […]