Fanatajahantena

« Afrobasket 2025 »: resin’i Côté d’Ivoire i Madagasikara

Tsy nahomby ny lalao voalohany natrehin’ny Malagasy, tao anatin’ny dingana voalohan’ny fifanintsanana « Afrobasket 2025 », sokajy lehilahy. Resin’ny Elefantan’i Côte d’Ivoire ny Ankoay Niondrika nanoloana an’i Côte d’Ivoire, tamin’ny isa 77 no ho 69, i Mada­gasikara, omaly, tao Le Caire Egypte, nandritra ny lalao voalohany. Tany ampanombohan’ny lalao dia […]

Orange- « Can 2023 » : norombahin’i Kiniviavy Laurencia ny lokabe

Totontosa ny alarobia lasa teo, teny Ankorondrano, ny fanomezana mari-pankasitrahana ho an’ireo olona nandray anjara tamin’ny lalao « Tous Buteurs », izay nokarakarain’ny Orange Madagascar, nandritra ny “Can 2023”. Lasan’ i Kiniviavy Laurencia, mpanjifa avy any Atsiranana, ny lelavola 1 tapitrisa Ar. Marihina fa izy no nahazo ny laharana voalohany tamin’ity fifaninanana […]

“Ligue des Champions 2024”: hanalavela ny Bayern sy ny Arsenal

Nifarana ny alarobia lasa teo ny lalao mandroson’ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eo­ropa, « Ligue des Champions 2024 (LDC) », taranja baolina kitra. Azo heverina fa hafana ny fihaonana miverina amin’ity fifaninanana eoropeanina ity. Hanalavela any amin’ity fifanintsanana ity ny Bayern Munchen, Allemagne sy ny Arsenal FC, Angleterre. Tsiahivina […]