Leta sy i Nary ary i Black, teo amin’ny “senior” lehilahy ary i Nirina sy i Wendy kosa ny teo amin’ny vehivavy. Ireo no nandrombaka ny fandresena nandritra ilay «Grand Open Telma», natao teny amin’ny kianja Para Ivato, ny asabotsy sy ny alahady lasa teo. Fifaninanana niarahana nikarakara tamin’ny Fedeasiona […]
Fanatajahantena
Karate-Rahantason Mamy: « Andrasana indray ny tena hevitry ny WKF »
Nanatanteraka ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano, ny Federasionan’ny karate malagasy, tarihin’ny Sensei Ratefinanahary Emile. Mpikatroka manodidina ny 700 manerana ny Nosy no tonga niatrika ny fifaninanana. Nambaran’ny filohan’ny Federasiona fa fahombiazana raha io isan’ny mpikatroka io ary hiroso amin’ny fandaharanasa manaraka ny […]
Romain Metanire: naaton’ny Minnesota United
Nisaoran’ny klioba amerikanina Minnesota United, ilay mpilalao baolina kitra malagasy, i Romain Metanire. Tsy nohavaozina intsony ny fifanarahana taminy. Tsy manana klioba izany ity vodilaharan’ny Barea ity, ankehitriny Hita tao anaty tambajotran-tserasera, omaly talata, fa naaton’ny ekipan’ny Minnesota United, ilay mpilalao baolina kitra malagasy, i Romain Metanire. Tsy nohavaozina intsony […]
Rugby: Nomen’i Faneva Ima «godasse » ny Makis vehivavy
Mifanohana ny samy mpanao fanatanjahantena. Noporofoin’Andriantsima Faneva Ima, kapitenin’ny Barea teo aloha izany, tamin’ny fanolorany fitaovana ho an’ireo mpilalaon’ny Makis vehivavy hiatrika ny “Mondiaux 2022”. Na ny sehatry ny baolina kitra aza no nahalalana an’Andriantsima Faneva Ima, kapitenin’ny Barea de Madagascar teo aloha, tsy nanisy elanelana tamin’ireo taranja hafa ny […]
Rallye du Boeny: Mpanamory 33 hiady lohany
Hotanterahina any Mahajanga, ny 12 ka hatramin’ny 14 aogositra ho avy izao, ny andiany faha-16 amin’ny Rallye du Boeny, karakarain’ny Team Gojanga. Dingana fahefatra amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja familiana fiarakodia. Mahatratra 33 ireo mpanamory hifaninana sy hiady ny lohany amin’ity. Anisan’izany, i Mathieu (zaza maditra) sy i Andry […]