Fanatajahantena

Tae-kwon-do : miady ny tapakila hiatrehana ny JO 2024 i Nicolas de Gonzague

Mpitsara malagasy tae-kwon-do tokana miady ny tapakila hiatrehana ny lalao Olympika (JO 2024), hatao any Paris, Randriamiandrisoa Nicolas de Gonzague (Ra-Gonz), mipetraka any Frantsa. “Sarotra ny lalana diavina, mila herim-po sy herin-tsaina”, hoy izy. Gazety Taratra (*) : Any Frantsa ianao Ra-Gonz, mbola manao tae-kwon-do sa efa mpanazatra? Nicolas de Gonzague […]

Rugby – XXL Top 20 : faharesena fanindroany ho an’ny JSTA Ambondrona

Niditra teo amin’ny andro faharoa ny fifaninanam-pirenena taranja rugby “XXL Top 20”, omaly alahady. Fihao­nana notanterahina tetsy amin’ ny kianja Makis Andohata­pe­naka. Mbola tojo faharesena indray ny JSTA Ambondrona, nanoloana ny SCB Besarety, tamin’ity. Niondrika tamin’ny isa 30 no ho 21 ry zalahy. Ni­fandimbiasana ny nitarika ny isa teny amin’ny […]

Jiu-Jitsu : hifantenana izay hanao « Mondial 2023»

Notanterahina tao amin’ny kianjakelin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny sabotsy lasa teo, ny fifaninanana nasionaly “Nach No- Gi 2023” andiany voalohany, amin’ny taranja Jiu-Jitsu. Natao hifantenana mpilalao handrafitra ny ekipam-pire­nena malagasy hanao ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany na “Mondial 2023”, any Abu-Dhabi,ny 23 novambra ho avy izao ny fifanintsanana. Araka […]

Lomano – « Vive l’avenir » : zava-bita tsara indrindra iray no montsana

Nahomby ny fifaninanana lomano « Vive l’Avenir », an­diany faha-11, notontosaina tetsy amin’ny dobo filomanosana ANS Ampefiloha, ny faran’ny herinandro teo. Zava-bita tsara indrindra iray no montsana tamin’izany. Teo amin’ny hazakazaka mifampitohy, sokajy 14taona mi­hoatra vehivavy, izay vitan’i Fina­ritra, i Antsa ary i Estel­lah avy ao amin’ny klioban’ ny Managing. Tao anatin’ny […]

Rakotozafy Lalanirina Rosa: nanomboka tamin’ny fanatanjahantena tany an-tsekoly, lasa tompondakan’i Afrika

Mpihazakazaka malagasy nanomboka ny taona 1993, nitondra avo ny voninahi-pirenena na­nerana an’i Afrika.Tsy iza izany fa Rakotozafy Lalani­rina Rosa. Tsy nanana taranja manokana izy tamin’ny voalohany. Nanao Basikety, Volley ary ny atletisma no tena nifantohany. “Ny mpampianatra EPS ahy tamin’zany, M.Desiré na Radezy, no nitondra ahy nikotrana tao amin’ny Saint […]