Fanatajahantena

Orange Pro League Awards : mpilalao dimy hisafidianana izay mpilalao mendrika

I Dax, mpilalaon’ny Fosa Junior FC, i Nina, mpiandry haraton’ny Elgeco Plus, Ste­phano, vodilaharan’ny Dato FC, i Lalaina mpilalao afovoan’ny CFFA Andoharano­fotsy ary i Rojobe, mpilalao Ajesaisa taloha no hisafidianana izay mpilalao mendrika tamin’ny taona 2022, amin’ ity “Orange Pro League Awards” ity. Izy ireo izany no hita fa namiratra […]

Malagasy Rugby : nivoaka ny fahazoan-dRakotomalala Marcel alalana hitantana

Voavaly ny fangatahan’ireo klioba sy ligy nitaky ny “certificat de conformité” an-dRakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy rugby. Neken’ny minisitera ny maha filoha azy. Nomen’ny eo anivon’ ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena an-dRakotomalala Mar­cel, ny alatsinainy lasa teo, ny taratasy fahazoan-dalana hitantana ny Mala­gasy Rug­by sy ny taratasy manamarina ny maha […]

Basikety-Fanomanana JIOI: hanamafy ny fandreseny an’i Mayotte ny GNBC

Hiditra amin’ny lalao mi­verina, amin’ny fanomanan-tenan’ny lalaon’ny Nosy, anio, ny ekipan’i Mayotte sy ny ekipan’ny Zandarimariam-pirenena malagasy GNBC. Lalao hatao etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Tsiahivina fa efa resin’ny GNBC tamin’ny isa 61 no ho 54 ny ekipan’i Mayotte, ny talata 7 febroary lasa teo ka izao hanamafy ny fandreseny […]