Notanterahina ny fankatoavana ara-teknika mahakasika ny « Tetikady nasionaly momba ny fanabeazana mampiaty mikendry ny mahalahy sy ny mahavavy » (SNEIG). Aorian’ity fankatoavana ity, hisy ny fampahafantarana eo anivon’ireo minisitera voakasika mialoha ny hamoahana izany. Nohamafisina ny fahaiza-manao sy ny traikefa izay efa ananan’ny mpiasan’ny fahasalamana mpisehatra eny ifotony mahakasika […]
Fiaraha-monina
Aretina homamiadana : Azo atao ny misoroka amin’ny fanovana fomba fiaina
Aretina mampivarahontsana, amin’izao fotoana, ny homamiadana, izay nirongatra tato anatin’ny 10 taona izao. Izy io izay aretina mitranga amin’ny taova ahitana ny fiantombohan’ny fiovan’ny sela, araka ny fanazavan’ny profesora Rafaramino Florine. Raha vao misy aretina mitarazoka loatra dia mila manatona mpitsabo anaovana fitiliana sao sanatria homamiadana. Rehefa miha antitra ny […]
Sekoly sakaizan’ny rano: Aparitaka ny torolalana ” amie de Wash”
Tamin’ity herinandro ity ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fanapariahana ny torolalana ho an’ny fampiharana ny sekoly sakaizan’ny rano, fanadiovana sy fidiovana na “École amie de Wash”. Natao teny amin’ ny EPP Ambohibao Antehiroka, Cisco Ambohidratrimo, izany, satria anisan’ny sekoly telo eto Madagasikara misalotra ny anarana na manana ny “labéllisation” […]
Ady amin’ny herisetra VBG : 34 ny toeram-pandraisana tohanan’ny UNFPA
Araka ny fanadihadiana EDS, natao ny taona 2021, momba ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy, 29,4% ny tahan’ny herisetra ara-batana (vehivavy iray amin’ny telo), 13,7 % ny tahan’ny herisetra ara-pananahana. 30% amin’ny ankizy no manambady mialoha ny faha-18 taonany ka ny 40% amin’ny tovovavy 20-24 taona no niroso tamin’ny […]
Hampandrosoana ny tontolo ambanivohitra : Nisokatra nanomboka omaly ny Tsenabe fivoarana
Nanomboka omaly, haharitra hefarana, ao Miakadaza Imerintsiatosika, ny Tsenabe fivoarana, andiany faharoa. Hetsika karakarain’ny fikambanana Fivoarana. “Natao izy ity hampandrosoana ny tontolo ambanivohitra satria io no sehatra hifanakalozan’ny mpandray ny vokatra sy ny mpamokatra ary hihaonan’ny tantsaha sy ny mpandraharaha eo amin’ny tontolon’ny fambolena sy ny fiompiana”, hoy Rajerison Antoine, […]