Manolotra vatsim-pianarana ho an’ny ankizy 25 manana fahavononana sy voafantina hianatra ao amin’ny Arovy university mandritra ny 3 taona, ny Institut médical de Madagascar (IMM). Misokatra ho an’ny tanora manana bakalorea na mihoatra izany ny tolotra, raha ny fanazavan’ny rektoran’ny Arovy university, Ralijohn Niriana Emma. Hiatrika fiofanana mandritra ny 2 […]
Fiaraha-monina
Tetikasa Vatsin’ankohonana: Trano falafakely ho lasa trano vifotsy…
Manao fanamby mihitsy ny ankohonan-dRakotonirina Adris, ao amin’ny fokontany Lanivo, kaominina Vohimasy, fa na ho tapitra aza ny tetikasa Vatsin’ankohonana tanterahin’ny Fid, efa tafarina ny fiainana ary hotazomina ny traikefa rehetra hampandrosoana ny hoavy. “Tao anatin’ny roa taona, tena nihazakazaka ny fiakaran’ ny fari-piainana. Mpandray anjara mavitrika amin’ny Voamami izy […]
25 taona namokarana rindrambaiko : Manampy ny orinasa hivelatra amin’ny niomerika ny Softwell
Mamokatra “logiciel” ary mametraka izany amin’ny orinasa miaraka amin’ny fiofanana hahatonga azy ireo hahomby amin’ny sehatrasany no antom-pisian’ny Softwell, nanomboka ny taona 2001. Orinasa malagasy manampy ny orinasa hafa sy sehatra na rafitra amin’ny fampiasana rindrambaiko sy solosaina hirosoana amin’ny tontolo niomerika ny orinasa Softwell. Manamarika ny 25 taona nivoarany […]
INDRAY MIJERY
Mpianatra miisa 550 ao amin’ny EPP Ankorondrano no nisitraka fitaovam-pianarana avy amin’ny Fondation Viseo, tamin’ity herinandro ity. Nisy ihany koa ny fanentanana ireo ankizy momba ny aro loza amin’ny fifamoivoizana, fampahafantarana azy ireo ny tokony hatao sy ny fitandremana rehefa eny an-dalambe. Natomboka ny talata teo, teny Anosy, ny fankalazana […]
Fondation Axian-Morombe : Notokanana ny sekoly faha-250
Tamin’ity herinandro ity, nitokana ny sekoly faha-250 naoriny ny Fondation Axian, tao amin’ny EPP Ambahikily, ao Morombe. Fiaraha-miasa amin’ny United World School (UWS) no nahavitana ny efitrano fianarana telo ho an’ny ambaratonga fototra sy efitrano telo ho an’ny garabola. Misy trano fidiovana, toerana fanasan-tanana ary kianja filalaovana koa ao. Trano […]




