Ao anatin’ny vanimpotoana mampirongatra ny aretina pesta isika hatramin’ny volana avrily amin’ny herintaona. Mila ampitomboina ny fahamailoana sy ny fisorohana. Aretim-boalavo mifindra amin’ny olombelona ny pesta, avy amin’ny bakteria antsoina hoe yersinia Pestis. Ilay parasy no maka ilay otrikaretina any amin’ny voalavo ka manaikitra ny olona ary lasa mifindra amin’ny […]
Fiaraha-monina
MPITSABO AVY ANY TURQUIE : nandray marary 200
Noraisin’ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Pr Randriamanantany Zely, ny masoivohon’i Turquie, Ishak Ebrar Çubukçu, omaly. Misokatra sy mivelatra amin’ny firenena maro ny fanatsarana ny rafi-pahasalamana eto Madagasikara ary anisany miara-miasa amin’izany i Turquie. Raha tsiahivina dia mpitsabo avy any Turquie no tonga nifanome tanana tamin’ireo mpitsabo tao amin’ny hopitaly Andohatapenaka nandritra […]
Fiofanana homena ny infirmiera: hohavaozina ny fandaharam-panofanana
Hampivoatra ny tontolon’ny asan’ny infirmiera malagasy ny nahatafiditra antsika ao anatin’ny fikambanana aty Afrika ka hisitrahantsika ny fanohanana. Anisan’izany ny fanatsarana ny tolotra fampiofanana ka hampiakatra ny lentan’ny diplaoma malagasy. «Taorian’ny fivorian’ny infirmiera eo anivon’ny firenena 18 atyAfrika (ECSACONM) tany Lesotho, ny 11 ka hatramin’ny 13 septambra lasa teo, nandraisan’ny […]
INDRAY MIJERY
« Ho an’ny EPP Ankadinandriana, fokontany Manjakamiadana, mahatratra 17 ny ankizy mpianatra avy amin’ny fianakaviana tena sahirana tsy mandoa vola ho fampidirana ny zanany an-tsekoly », hoy ny talen-tsekoly. 120 kosa ireo ray aman-dreny nangataka fanalefahana ka haloa tsikelikely ny latsakemboka Fram. Manana mpampianatra Fram dimy ny EPP mbola andoavan’ny ray aman-dreny […]
Antsirabe : ambohi-pihaonan’ireo farmasianina
Hatao any Antsirabe ny Andro maneran-tanin’ny Farmasianina, ny 25 septambra izao. Hifanindran-dalana amin’izany ny Herinandron’ny Farmasia ny 26 sy27 septambra. Lohahevitra voizina mandritra ny hetsika ny “Farmasianina: miatrika ny filàna ara-pahasalamana maneran-tany”. Fihaonan’ireo antokon’asa rehetra misehatra ao amin’ny tontolon’ny farmasia miaraka amin’ireo mpianatra ho farmasianina eto Madagasikara ireo 3 andro […]