Mitohy ny hetsika ara-pahasalamana manakaiky vahoaka ataon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Hatao eny amin’ny foibem-pahasalamana Namontana ny hetsika, ny 19 sy 20 septambra izao. Ankoatra ny fizahana ankapobeny, hisy ny fitiliana ny tsimokaretina VIH/Sida sy ny fandraisana an-tanana ireo mitondra izany aretina izany. Eo koa ny fitarafana ho an’ny vehivavy mitondra […]
Fiaraha-monina
Zava-dehibe ny fanaovana fitiliana: tanora 15-24 taona miisa 6 000 mitondra ny VIH/Sida
Nanomboka ny taona 2022 no ho mankaty, 30 ny olona tonga nitily ny VIH/Sida tao amin’ny Centre Hygeina medical. Roa tamin’ireo no nitondra ny tsimokaretina ary efa nalefa eny amin’ny toeram-pandraisana manokana Sisal. Nanao fitiliana ny tsimokaretina VIH/Sida, omaly, teny anivon’ny toeram-pandraisan’ny Hygeina medical Andraharo, ny mpanao gazety mivondrona ao […]
INDRAY MIJERY
Taorian’ny fahamaizan’ny tranon’ny fianakaviana 13 teny Ankasina, ny zoma lasa teo, natsangana ny tranoheva ipetrahin’ireo traboina. Niarahan’ny BNGRC sy ny kaomina Antananarivo Renivohitra ary ny Croix Rouge Malagasy izany. Niditra tamin’ny fanolorana fanampiana ny fitondram-panjakana. Samy nahazo vary, menaka,voamaina ary kojakojan-dakozia sy fitaovam-pianarana izy ireo. Nanomboka ny faran’ny herinandro teo […]
VIH/Sida : mampitony ny saina ny fitiliana atao
Manohy ny fanentanana ny fandaharanasam-pirenena miady amin’ny IST/Sida (Pnlis). Ny fanaovana fitiliana ihany no antoka iray hamantarana fa tsy mitondra ny tsimokaretina VIH/Sida ny olona iray. Zava-dehibe, araka izany, ny fanaovana fitiliana hahafantarana ny tokony hatao. Mampitony ny saina ny fahafantarana fa miiba ny fitiliana natao. Hahafahana manamafy ny fiarovan-tena […]
Manerana ny Nosy : ho maina ny andro
Tsy hisy tranga miavaka mety hanova ny firafitry ny toetry ny andro eto Madagasikara, amin’ity herinandro ity, hoy ny foibe famantarana ny toetry ny andro. Tsy ho marin-toerana ny habaka manomboka ny faran’ny herinandro noho ny fandalovana rindrin-drahona manakaiky ny morontsiraka atsimon’ny Nosy. Halefaka kosa ny tsiokan’ny varatraza alohan’izay fotoana […]