Fiaraha-monina

Biometrika : Hanomboka ny 27 janoary ny fisoratana anarana

Nampahafantarina, omaly, teny amin’ny Coupole, ao amin’ ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, ny he­tsika fisoratana anarana biometrika sy ny rafitra hiantso­roka ny fanatanterahana izany manerana ny Nosy. “Na­tokana ho an’ny olom-pire­nena feno 18 taona no ho miakatra ny fisoratana anarana, tafiditra ao anatin’ny fanavaozana ny fiankohonana sy ny fahiziana […]

MTA : Atao any Frantsa ny Gasik’Art Manja

Tanterahina any France, ny 14 hatramin’ny 27 mey izao, ny Foara Gasik’Art Manja sahanin’ny minisiteran’ny Fiza­han­tany sy ny asa tanana, tarihin’ny minisitra Rafaralahy Lucie. Ao amin’ny Chateaux Chambord, ao Suèvres, no handraisana ireo rehetra handray anjara amin’ny hetsika. Efa mandamina ny fandraisana azy ireo any an-toerana ny ekipan’ny minisitera ary […]

Madagascar Challenge Fund : Manome famatsiam-bola ny mpikaroka

Ny Deep, Arake ary ireo mpiara-miombon’antoka malagasy hafa nandray anjara tamin’ny famaritana ny taridalana sy ny tanjona ary ny sehatry ny Madagascar Challenge Fund. Ekipa mpikaroka sivy eto Madagasikara no na­hazo famatsiam-bola ho an’ireo tetikasa hamokatra fanadihadiana sy porofo ara-tsiantifika hanampy amin’ny ady amin’ny fahantrana lalina eto amin’ny firenena. Ireo […]

INDRAY MIJERY

Manoloana ny valanaretina Mpox, efa miasa ireo Centre de traitement et d’isolement (CTI) miisa dimy eto Analamanga ary efa mandray an-tanana maimaimpoana ireo marary. Misy koa ireo tranga ahina izay ahiboka hiarovana ny tsy hiparitahan’ny valanaretina mandra-piandry ny valin’ny fitiliana. Eny amin’ny hopitaly Andohatapenaka, Itaosy, Anosiavaratra, Bongatsara ary Anosiala no […]

Fitantanana loza : Zava-dehibe ny fampielezana ny fanairana mialoha

Hifarana anio ny atrikasa nasionaly momba ny fampielezana ny fanairana mialoha amin’ny alalan’ny finday nokarakarain’ny Birao nasionaly misahana ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza (BNGRC) nanomboka ny 19 janoary lasa teo. Ao anatin’ny fanatanterahana ny tetipanorona maneran-tany “Early Warnings for All (EW4All)”, izany ka andry fahatelo ny mifantoka amin’ny […]